Araka ny voafaritra ao anatin’ireo voka-panadihadiana nataon’ny mpikaroka sy ny manampahaizana manokana, anisan’ireo distrika voasokajy ho tena marefo manoloana ny mety ho fitrangan’ny loza entin’ny rivodoza sy ny tondradrano i Maroantsetra. Noho izany, noheverina fa tokony hojerena manokana ny fanamafisana ny fahafaha-miatriky ny mpiantsehatra rehetra any an-toerana, hampiakarana ny traikefan’ny […]
Mois : août 2024
Fampianarana ambony : Ampiana ny Oniversitem-paritra
Nandray voalohany ireo vondrona sy fikambanana mpisehatra amin’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny Pr Chaminah Loulla, tamin’ity herinandro ity. Nandritra ny dinika tamin’ireo solontena avy amin’ny Colléctif des professeurs des universités » notarihin’ny Pr Rakotomanana Hajanirina, voaresaka ny fanatsarana […]
Nihena ny fanjifana boky : Sakana ny fotoana sy ny vola ary ny fandrosoan’ny teknolojia
Nihena ny fanjifana boky eto Madagasikara raha oharina amin’ny any ivelany, amin’izao fotoana izao. Anisan’ny mitaiza ny saina sy mampivoatra anefa ny fahazarana mamaky azy ireny. Nihena be ny fanjifana boky amin’izao fotoana izao eto Madagasikara, raha ny fanadihadiana natao. Tamin’ny fotoanan’ny fihibohana nandritra ny fisian’ny valanaretina covid-19 teto Madagasikara […]
INDRAY MIJERY
Ho fanatsarana ny fanaraha-maso ireo valanaretina, nisy ny fiofanana ho an’ireo “épidémiologiste de térrain” hiantsehatra ifotony mandritra ny fotoanan’izany. Andiany fahefatra ny fampiofanana. Tanjona ny hampitombo ny fahaiza-manaon’ireo mpisehatra amin’ny vanim-potoan’ny valanaretina isaky ny distrika. Hivoaka afaka telo volana ireo mpiofana ireo ary hisehatra eny amin’ny distrika misy azy avy […]
Hiofana sy hiasa : Malagasy 14 ho any Japon
14 ny Malagasy handeha ho any Japon. Dimy amin’ireo nisitraka vatsim-pianarana avy amin’ny minisiteran’ny Fanabeazana, Kolontsaina, Fanatanjahantena, Siansa sy teknolojia japonais. Hianatra ny teny japonais kosa ny efatra ary misy hanaraka ny fandaharanasa momba ny fanofanana mpampianatra. Hanaraka fiofanana ny teny japoney mandritra ny valo volana ny mpiasa avy amin’ny […]




