Sitôt nommés, les ministres entrant dans le gouvernement Christian Ntsay, prennent officiellement leurs fonctions. La journée d’hier est marquée par les cérémonies de passation de pouvoirs pour les ministères ayant changé de titulaires. Et les nouveaux venus ne comptent pas décevoir le président de la République qui attend d’eux des […]
Mois : août 2024
IO VACANCES MAHAJANGA 6 Grotte Belobaka
Des anonymes, des fidèles, des familles s’y rendent
Tetikasa RINDRA : faritra dimy mbola hisitraka azy
Ao anatin’ny fanatsarana ny fahaiza-manaon’ireo tomponandraikitra eny anivon’ny kaominina ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, amin’ny alalan’ny Institut national de la décentralisation et du développement eocal (INDDL). Hiara-miasa amin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, amin’ny alalan’ny fitalevana mahakasika ny Tetibola sy ny fitantanana fananam-panjakana, amin’izao fotoana izao, izany. Misy […]
Rajoelina Andry : « Laharam-pahamehana ny fanatsarana ny fiainam-bahoaka»
Ireo asa misy fiantraikany amin’ny fiainam-bahoaka no hatao laharam-pahamehana, araka ny nambaran’ny filoha. Hatao mifanaraka amin’izay ihany koa ny fomba fiasa eo anivon’ny minisitera tsirairay mba hahafantarana marina tokoa izany asa ilain’ny vahoaka izany. Nandritra ny fanolorana ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta, omaly, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, nambaran’ ny filoham-pirenena, […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiditra amin’ny ampahefa-dalana, anio, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, sokajy Vétérans, taranja basikety, tanterahina eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Anisany hifanandrina amin’izany ny Fitefa sy ny MBB, ny MMBC sy ny BCD, ny La Rénaissance sy ny As Éclipse ary ny Tandem sy ny PMBC. Hatao ny 29 sy […]




