Mois : août 2024

ASIEF 2024 – Jhone Love : “Vita soamantsara na nisy aza ny olana”

Nanao tatitra mahakasika ny fifaninanana nasionaly natokana ho an’ny mpiasam-panjakana (Asief) 2024, oma­ly, ny filohan’ny Asief, An­dria­narison Jean Aimé na i Jhone Love. Nambarany fa vita soamantsara ity andiany 2024 ity na nisy aza ny olana. Satria nandray fanapahan-kevitra avy hatrany sy nitady vahaolana ny tompondraikitra teo anivon’ny Asief. Nitombo […]

SOMBIM-BAOVAO

Hiditra amin’ny dingana ampahavalon-dalana, anio alakamisy 22 aogositra, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy Vétérans, taranja basikety. Hatao ny alahady 25 aogositra izao kosa ny dingana famaranana hahafantarana izay ho tompondaka. Nifarana tanteraka ny taom-pilalaovana 2024 ho an’ny ligin’Analamangan’ny Volley ball. Vita avokoa ny fifaninanana rehetra ary miatrika ny fifaninanana […]

Baolina kitra – Fifanintsanana “Can 2025”: “Haka isa 6 no tanjona”, hoy ny Me Rôro, mpanazatra ny Barea

Kihon-dalana goavana amin’ny Barea de Madagascar ny lalao roa voalohany amin’ny fiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”, taranja baolina kitra. Tanjona ny hakana isa 6 manoloana an’i Tunisie sy i Comores, hoy ny Me Rôrô. Ny talata lasa teo, vao tafaverina an-tanindrazana ny Me Rakoton­drabe Romuald (Rôrô). Oma­ly, nitafa tamin’ny mpanao […]

Asan’ny PAF : Polisy 49 hiatrika fiofanana

Hanaraka fiofanana momba ny asan’ny polisy misahana ny fiarovana ny sisin-tany (Paf) ireo polisy miisa 49, nanomboka omaly. Tafiditra indrindra amin’ny fanatanterahana ny fanamby napetraky ny filohan’ny Repoblika Rajoelina Andry amin’ny fanatsarana ny tolotra sy amin’ny famaliana ny hetahetan’ireo olom-pirenena eny anivon’ny seranam-piaramanidina Ivato izany. Hifantoka amin’ny fampahafantarana ny asan’ny […]