Mois : octobre 2024

Nitakiana 10 tapitrisa Ar: Zazalahy maty novonoin’ ny sakaizan-dreniny

Atidoha tamin’ny fakana an-keriny sy famonoana ho faty ny zazalahy 11 taona teny Tanjombato, ny alin’ny sabotsy 19 oktobra teo, ny sakaizan-dreniny. Nitaky vola 10 tapitrisa izy. Namoy ny ainy vokatry ny hetraketraky ny sa­kaizan-dreniny ny zazalahy 11 taona, taona fahenina “6 ème”, tetsy amin’ny secteur III, fokontany Ambohimana­trika, kaominina […]