Efa ao anatin’ny fametrahana paikady hiatrehina ny fifidianana ben’ny Tanàna ny kandidà, Ravalomanana Tojo. Anisan’ny efa nametrahana izany sy nanombohana ny fanakaikezana ny vahoaka ny eny Ambohimanarina. Nialoha izany, nitsodrano ny zanany, Ravalomanana Tojo, sady naraham-bavaka teny Faravohitra, ny sabotsy teo, ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana. Namba-rany tamin’izany fa tsy […]
Mois : octobre 2024
Fanavotana ny firenena : Ilaina ny fiaraha-manatanteraka
Nanatanteraka fihaonana ireo Malagasy manam-pahaizana maro, mpitondra fivavahana samihafa, fikambanana maro, tetsy amin’ny FJKM Atsimon’i Mahamasina, afakomaly. Nitondran’izy ireo anjara biriky amin’ny famahana ny olana mianjady amin’ny Malagasy iray manontolo. «Ampy izay ny resabe, ampy izay ny fampanantenana, ampy izay ny fanakianana tsy mitondra vokatra. Mila vahaolana azo tanterahina ny […]
Depiote Rafidimanana Désiré : «Hosorohana mialoha ny tondradrano»
Mikaro-bahaolana hatrany. Nanao dinika fiaraha-miasa tamin’ny Apipa, teny Anosizato, omaly , ny depioten’ny boriborintany fahefatra, Rafidimanana Désiré. Nambarany tamin’izany fa tafiditra ho amin’ny famaliana ny hetahetam-bahoaka ny dinika. Voaresaka tamin’ny tale jeneralin’ny Apipa, Rafidimanantsoa Tojoandry Tiana, ny tokony hamahana ny olana mahazo ny mponina eny amin’ny faritra iva, eny amin’izy […]
INDRAY MIJERY
Nitsidika ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Chaminah Loulla, ny vaomiera sosialy ao amin’ny Antenimierandoholona. Votoatin’ny fihaonana ny fanirian’ireto mpitsidika hananganana Oniversite mahaleotena sy manakaiky vahoaka ao amin’ny distrikan’i Farafangana. Nampahafantatra ny Foibe mpamantatra ny toetry ny andro, etsy Ampandrianomby, fa ny 15 hatramin’ny 21 oktobra […]
Kaominina Imerina Imady: tsy nahitana ankizy tsy vita vaksiny
Iray amin’ireo toeram-pitsaboana, CSB, 128 anatin’ny faritra Amoron’i Mania ny CSB II ao amin’ny kaominina Imerina Imady, 12 km miala ny renivohitry ny distrikan’Ambositra. 888 ny isan’ny zaza latsaky ny 5 taona karakarain’ny mpiasan’ny CSB efatra, amin’ny mponina 5 430. “Mazoto mampanao vaksiny ny zanany ny isan-tokantrano ka tsy sahirana […]




