Nanao fanentanana sy fanabeazana ara-pananahana ho an’ny zatovovavy mpianatra eo anivon’ny CEG Talamaty ny Wednesday Morning Group (WMG), omaly. Efa tafiditra ao anatin’ ny taona maha zatovo sy efa misy tonga fotoana ny ankamaroan’ny zatovovavy rehetra eny anivon’ny CEG, raha ny zava-misy. Amin’ny ankapobeny, mbola fady ary tsy azo resahina […]
Mois : octobre 2024
Baolina kitra : nitambatra ny AS Avenir du Sud sy ny AS St Anne
Araka ny vaovao voaray omaly, nitambatra ho iray amin’ity taom-pilalaovana manaraka ity, ny AS Avenir du Sud Anosy, tompondakan’ny diviziona faharoa nasionaly «World Cola Ligue des Champions D2 Nationale» sy ny AS St Anne, solontenan’Analamanga tamin’ny fifanintsanam-pirenena, «D2 Nasionaly» farany teo. Raha ny fanazavana azo, lasa hoe AS Avenir St […]
Airtel : fankasitrahana ny mpanjifa
Ataon’ny orinasa amin’ny fifandraisan-davitra Airtel laharam-pahamehana ny mpanjifa. Hanamafisana izany ny nanokanana herinandro ho azy ireo. Toy ny isan-taona, manokana Herinandron’ny tolotra ho an’ny mpanjifa ny orinasa Airtel, amin’ity herinandro ity. Hampiavaka izany ny fanavaozana ny fanomezana tolotra vaovao ny mpanjifa, ka anisan’izany ny fankasitrahana azy ireo. Nambaran’ny tale jeneralin’ny Airtel […]
INDRAY MIJERY
Ankalazaina ny 10 oktobra ny Andro maneran-tany ho an’ny fahasalamana ara-tsaina. Ho fanamarihana izany, mikarakara “Rendez-vous du remapsen santé mentale” ny fikambanana Remapsen Mada eny amin’ny OJM Ambohidahy, manomboka amin’ny 10 ora maraina, anio. Lohahevitra hifampizarana ny “Fahasalaman’ny saina miabo” hiarahana amin’ny Dr Razafimahefa Julien, filohan’ny Autisme Fédération Madagascar, sy […]
Fananahana ara-pahasalamana : nisongadina ny sary nataon’i Steven sy i Tiavina
Tanora 21 mianadahy no nandray anjara tamin’ny fifaninanana adisisika fanentanana momba ny maha zava-dehibe ny fanabeazana ara-pananahana feno any an-tsekoly, izay notontosaina ny 12 aogositra hatramin’ny 15 septambra lasa teo. Nikarakara ny hetsika ny Vovonan’ny firaisamonim-pirenena misehatra amin’ny fahasalamana sy zo hisitraka fananahana ara-pahasalamana, ho fanamarihina ny Andro natokana ho […]




