Mois : octobre 2024

Famatsiana herinaratra : hihodina ny taona 2025 ny tobim-pamokarana ao Ambohimanambola

Hiasa manombola amin’ny volana jona 2025 ny tobim-pamokarana herinaratra ao Ambohimanambola. Hitondrana vahaolana fohy ezaka, hamahana ny olan’ny famatsiana herinaratra eto Antananarivo. Vahaolana fohy ezaka. Hamokatra herinaratra 105 MW ity tobim-pa­mokarana herinaratra eny Ambohimanambola mandeha amin’ny solika mavesatra ity afaka valo volana. Natomboka ny taona 2022 ny fanamboarana saingy mitarazoka […]

INDRAY MIJERY

Ho fampiharana ny didim-panjakana momba ny karama farany ambany isaky ny sokajin’asa ho an’ny orinasa tsy miankina, nanao fidinana ifotony teny anivon’ny orinasa ny « Inspecteurs sy contrôleurs du travail », ny herinandro teo, teto amin’ny faritr’Analamanga. Misy mpampiasa tsy manaraka ilay karama farany ambany voalazan’ny didim-panjakana. Nojerena ihany koa ny fiahiana […]

Sehatrasam-panjaka : antoky ny fanjakana tsara tantana ny torohay

Manohy ny adisisika amin’ny fampandaniana ny lalàna momba ny fisitrahana vaovao ho an’ny daholobe eny amin’ ny sehatrasam-panjakana ny Ilontsera. Nisongadina tamin’ ny adihevitra nataon’ireo tomponandraikitra fa antoky ny fiarahamonina milamina ny fisian’ny mangarahara. Miain­ga any amin’ny tomponandraikitra, amin’ireny biraom-panjakana ireny, nefa ny vaovao tena marina ka tokony ho zo […]

Andro iray tsy misy fandotoana : nisy ny diabe tetsy Mahamasina

Nahitana diabe ho amin’ny ady ateraky ny fahalotoan’ny rivotra nanodidina an’Anosy sy Mahamasina, omaly. Narahina fanentanana sy fampisehoana maro samihafa izany tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Nandraisan’ny tanora, fikambanana, mpiasa isan-tsokajiny teo eo anivon’ny governemanta sy ny maro hafa anjara ny hetsika. Fotoana nahafahana niara-nientana sy nandray andraikitra hisorohana ny […]

Ankoatra ny mari-pahaizana akademika : mila miofana ny mpanabe ahazoana ny diplaoma arakasa

« Fanomezana lanja ny feon’ny mpampianatra mizotra amin’ny fifanarahana ara-tsosialy vaovao ho an’ny fanabeazana » no lohahevitra nentina namarika ny Andro maneran-tany ho an’ny mpampianatra sy ny mpampiofana, ny faran’ny herinandro teo. Napetraky ny Unesco sy ny OIT ny 5 oktobra 1966 io Andro maneran-tany io, izay niompana indrindra amin’ny fanomanana ny […]