Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Toamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, Beach volley. Nisongadina ny ekipan’ Atsinanana, na teo amin’ny vokatra izany, na teo amin’ny isan’ny mpandray anjara. Voahosotra ho tompondaka teo amin’ny sokajy lehilahy, i Anthonio sy i Hasina izay nandresy an’i Nico sy i Willot, tamin’ny seta […]
Mois : octobre 2024
“Can 2025” – Barean’i Madagasikara : Mpilalao efatra mirahalahy naverin’ ny mpanazatra
Hiditra amin’ny andro fahatelo sy fahefatra amin’ny ady tapakila handraisana anjara amin’ny” Can 2025”, ny Barea de Madagascar, amin’ity volana ity. Hanao lalao mandroso sy miverina amin’i Gambie izy ireo, ny 11 sy ny 14 oktobra ho avy izao, any Maroc. Afaka andro vitsy, izany hoe, ny 11 sy ny […]
TARATRY ny KANTO
Nodimandry, ny faran’ny herinandro teo, i Riri Barijaona. Izay no anarana nosalorany amin’ny maha mpanao hatsikana azy. Ny fakana tahaka ny feon’olona maro, indrindra ireo mpanentana amin’ny onjam-peo tamin’izany fotoana no tena talentany. Mpanentana fandaharana tamin’ny onjam-peo rahateo koa i Baritiana indray no nahafantarana azy tamin’ny fandaharana “Ny talentanay ankizy” […]
Fifaninanana : lasan’ny “Kopi Kole” Agrad ny 6 tapitrisa Ar
Nitodika teny amin’ny Coliseum ny sain’ireo rehetra liana sy nanaraka ny fandaharana “Kopi Kole”. Efa alimbe vao nivaly ny fifaninanana, ka 6 tapitrisa Ar ny loka voalohany, ny 5 tapitrisa ho an’izay nahazo ny laharana voalohany, ary ny 1 tapitrisa kosa hanomezam-boninahitra ny mpanakanto nalaina tahaka. Lasan’ny Kopi Kole Agrad […]
Taom-baovao lohataona : nampiombona sy nanehoana ny kolontsaina isam-paritra
Nifarana omaly ny telo andro nankalazana ny lohataona taom-baovao malagasy. Tanjona napetraka ny hampiombona sy haneho ny kolontsaina rehetra isam-paritra. Tontosa tetsy amin’ny tranomboky nasionaly Anosy, ny sabotsy teo, ny hetsika fanomezan-kasina ny kolontsaina isam-paritra. Hetsika iray nanehoana ny kolontsaina mahakasika ny lohatoana taom-baovao malagasy. Anisan’ny nanamarika sy nampiavaka izany, […]




