L’organe électoral admet que les élections communales se révèlent plus compliquées à organiser que les élections précédentes, à savoir les législatives et la présidentielle. Cela, compte tenu du nombre de candidatures inscrites dans 5.387 listes. La moindre erreur d’impression des bulletins uniques pourrait affecter le processus et mettre en péril […]
Mois : octobre 2024
Tout mon savoir faire pour mes enfants
Jeune mère aux responsabilités fortes , elle assure le quotidien de son foyer grâce à l’artisanat
Fahadimy taonan’ny Kintana Football : hikarakara fifanintsanana ho an’ireo mpilalao zandriny
Nambaran-dRamisamanana Lova, filohan’ny Kintana football Madagascar (KFM), omaly, teny Andraharo, fa mankalaza ny fahadimy taona nijoroany ny KFM amin’izao fotoana izao, izay ahitana ny sekolin’ny baolina kitra Kintana academy sy ny klioba Jet Kintana. Ho fanamarihana izany, manomana hetsika maro izy ireo mandritra ity telo volana farany ity. Anisan’izany ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Nitohy ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana “Fety de Baskety e!”, fankalazana ny faha-15 taonan’ny AT2B. Lalao anisan’ny niady ny fifandonana teo amin’ny Zoulou Papa sy ny AT2B, sokajy Vétérans lehilahy. Isa 41 no ho 39 no nivoahan’ny Zoulou Papa ho mpandresy. Hanatanteraka fihaonana “Mini-Basket”, basikety ho an’ny ankizy, ny […]
Youth Camp 2024 : miofana any Abidjan i Tantely sy i Tiffany
Taorian’ny fiofanana ho an’ny zazalahy, anjaran’ny zazavavy indray no miatrika ny “Fiba Regional Africa Youth Camp”, izay hatao any Abidjan, Côte D’Ivoire. Fiofanana nanomboka omaly ary hifarana ny 26 oktobra izao. Efa nigadona any an-toerana ny fiandohan’ity herinandro ity ny Malagasy mpilalao, Rasoariniaina Tantely, mpilalaon’ny Fandrasa sy Rabeniamina Kaloniaina Tiffany, […]




