Le nouvel ambassadeur de l’Afrique du Sud à Madagascar, Kazamula Lawrence Chabane, a présenté ses lettres de créances au président de la République Andry Rajoelina hier à Iavoloha. Une rencontre durant laquelle il a exprimé la volonté de son pays à soutenir Madagascar dans les préparatifs du Sommet de la […]
Mois : octobre 2024
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2024-10-23
Angovo : hampiroboroboana ny fandrahoana madio
Dingana vaovao! Nampahafantarina, omaly, ny fanombohana ny Fandrahoan-tsakafo madio ho an’ny rehetra eto Madagasikara (MCCI). Iarahan’ ny fanjakana, amin’ny alalan’ ny minisiteran’ny Angovo (MEH), ny Indostria sy varotra (MIC), ny Tontolo iainana (Medd), ny mpiara-miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika iraisam-pirenena (SeforAll, Pnud, Onudi, Pam, WWF, UKAid, MECS, Opec Fund), ny sehatra […]
VAOVAO TAMBATRA
Noraisina ny fahavitan’ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-44, tapany faharoa, (Amboasary-Vohidiala: PK 60 – Pk 133), ny 17 oktobra teo. Tsiahivina fa nanao ny asa ny orinasa sinoa CRBC, fa namatsy vola ny asa kosa ny Banky iraisam-pirenena tamin’ny alalan’ny tetikasa Pact. Nitombo avo telo heny ny vokatra ronono ary […]
Fampandrosoana : hiara-hiasa i Madagasikara sy ny CCCC
Voaresaka nandritra ny fihaonan’ny filoham-pirenena tamin’ireo delegasionin’ny China Communication Construction Company (CCCC), omaly, teny amin’ny Lapan’Iavoloha ireo fotodrafitrasa goavana hapetraka eto Madagasikara. Vinam-piaraha-miasan’ny roa tonta ny hamboarina ny « route du soleil » mampifandray an’Antsiranana sy Taolagnaro. Lalana mirefy hatrany amin’ny 2 000 km izay hanamora sy hanafaingana ny fivezivezen’ny olona sy ny […]




