Vonona hanome tanana, hifanakalo traikefa, amin’i Madagasikara ny firenena Etiopianina. Modely azo alain-tahaka amin’ny fandrindrana ny ezaka fahavitan-tena ara-tsakafo ity firenena ity. Voaresaka nandritra ny fihaonamben’ny « World Without Hunger Conference » tany Addis-Abeba ireo traikefa sy fomba nampiroboroboany ny sehatry ny fambolena. Hetsika niarahana tamin’ny delegasiona avy amina firenena maro maneran-tany. […]
Mois : novembre 2024
Tohana AVY AMIN’Ambatovy : fitaovana 460 ho an’ny mpanjono
Nizara fitaovana sy kojakojam-panjonoana ho an’ny fikambanana miisa 9, ivondronan’ny mpanjono sy ny vadiny, ny orinasa Ambatovy, ny 11 novambra teo. Voakasik’ izany ny any amin’ny Dépôt Analankininina, Ambodisaina Ivondro ary Ambodisiny. Niarahan’Ambatovy niasa tamin’ny fitantanam-paritry ny Jono sy ny toekarena manga (DRPEB) sy ny ONG Crade, ny hetsika, entina […]
Miandry vokatra
Mihazakazakabe ny fanaovan-tsonia fifanarahana amin’ny firenena na fikambanana, na orinasa vahiny. Mahavelombolo ny fisokafana amin’ny zotra hafa, miala amin’ny famatsiam-bola mahazatra. Efa tsy hita ho kaontina intsony ny teti-bidin’ny trosa miparitaka any rehetra any. Zara aza mahita mangirana amin’ny fahatongavan’ny vola vahiny. Ny indrokely, tsy tena mazava ny takalon’ilay […]
Shanghai Huiyou Investment Group : hampiasa vola 100 tapitrisa dolara eto Madagasikara
Hiasa eto Madagasikara ny orinasa sinoa Shanghai Huiyou Investment Group. Hitondra 100 tapitrisa dolara izy ireo, hanodinana ny vokatry ny fambolena. Vita, omaly, ny fanaovan-tsonia fifanarahana eo amin’ny orinasa Shanghai Huiyou Investment Group sy ny Sekreteram-panjakana misahana ny Fahaleovan-tena ara-tsakafo eto Madagasikara. Hiompana amin’ny tetikasa hiantohana ny fiandrianam-pirenena sy ny […]
Atsimontsena-Antsirabe : tovolahy matin’ny herinaratra
Nanandranandran-doza, lehilahy 21 taona main’ny herinaratra ka namoy ny ainy tao Atsimontsena, kaominina Antsirabe Renivohitra, ny talata 12 novambra teo. Andalam-panamboarana ny trano iray tao amin’io fokontany io. Andian-tovolahy niakatra teny amboniny. Takatry ny tanana, araka izany, ny tariby mitondra herinaratra. Nanao kisarintsarina sangy hilalao ilay taribin-jiro tamin’ny namany anefa […]




