Mois : novembre 2024

Halatra taxi-be 194 : ny mpamily no atidoha nikotrika izany

Mpamilin’ilay taxi-be 194 teo aloha ihany no tompon’antoka tamin’ny fangalarana ny fiara tao Ankadikely Ilafy, ny 6 novambra teo. Napetraky ny tompony tao amin’ny toerana fametrahana azy, tao Antanety, io fiara io. Tsy hita popoka anefa ilay taxi-be. Nametraka fitoriana teny anivon’ny zandarimaria ny lasibatra. Nokarohina ny nahavanon-doza. Tratra tao […]

Antaniavo-Antohomadinika : roa lahy mpamono olona nogadraina eny Antanimora

Notanana vonjimaika eny Antanimora ireo roa lahy malaza ratsy amin’ny fanafihana miharo vono olona, omaly. Nasesin’izy roa lahy nanaovana ny asa ratsiny ireo tanàna manodidina. Naiditra am-ponja eny amin’ny fonjan’An­tani­mora, omaly, rehefa avy natolotra ny fampanoavana ireo jiolahy roa malaza ratsy amin’ny fanafihana arahina vonoan’olona. Voasam­botry ny polisy miasa ao […]

Ralentissement des activités économiques: l’accélération des investissements préconisée

Face au ralentissement des activités économiques, l’accélération des projets d’investissement est incontournable pour augmenter la croissance. D’après le Fonds monétaire international (FMI), la croissance “devrait se maintenir à 4,2% en 2024 et accélérer pour atteindre 4,6% en 2025”. En réalité, d’après le constat du FMI, l’économie malagasy se stabilise mais […]