Mois : novembre 2024

Fanafihana mitam-piadiana : telo lahy migadra mandra-pahafaty

Hentitra ny fitsarana ambony Toamasina misahana ny ady heloka bevava nandritra ny fotoam-pitsarana andiany faharoa, omaly. Telo voaheloka hanao asa an-terivo­zona mandra-pahafatiny… Nitsarana ny antontan-taratasin’ady laharana faha-111-Toa/21 niampangana an-dRazafimanan­tsoa Odilon sy i Fenosoa ary Randrianantenaina Jean Sele na Sely noho ny fanafihana mitam-piadiana  Cash point  niseho tao Tanambao Faha­dimy, ny […]

INDRAY MIJERY

Nanao tomban’ezaka ny tetikasa « Fafy 2 » na fanjarian-tsakafo sy fahasalamana ifotony, andiany faharoa, ny faritra Anôsy miaraka amin’ny minisiteran’ny Faha­salamam-bahoaka, ny UCP, ny ONN…Terikasa entina hanatsarana sy hanaraha-maso ny fahasalaman’ ny reny sy ny zaza latsaky ny 5 taona eo amin’ny sehatry ny fanjarian-tsakafo izay miantoka ny fitomboany. Tontosa ny […]

Tontolon’ny ankizy amin’ny taona 2050 : miankina amin’ny fanapahan-kevitra raisina

Nanao tombana momba ny tontolo hovantanin’ny an­kizy amin’ny taona 2050 ny Unicef miainga amin’ny fototra siantifika sy ny zava-misy amin’ izao fotoana izao. Fironana telo lehibe no hamaritra ny hoa­vin’ny zaza maneran-tany : ny fitomboan’ny isan’izy ireo, ny krizin’ny fiovan’ny toetr’ andro ary ny firoboroboan’ny teknolojia arakajy mirindra, hoy ny solontenan’ny […]

Wednesday Morning Group : hanolotra “Bazar de Noël”, andiany faha-60

Ho fiomanana ny fankalazana ny fetin’ny Noely, mikara­kara “Bazar de Noël”, andiany faha-60 ny Wednesday Morning Group (WMG). Hatao etsy amin’ny Hôtel Carlton Anosy, ny 30 novambra izao izany. Hiarahan’izy ireo miasa amin’ny ambasadaoro maro sy orinasa samihafa, toy ny groupe Andriantso­tahiana. “Natokana ho amin’ny fanofanana ireo vehivavy sy renim-pianakaviana […]

Ho mariky ny fanohanana ireo marefo: nanome jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro Rajoelina Mialy

Mariky ny fijoroan’ny vadin’ny filohan’ny Repoblika manohana hatrany ireo vehivavy ianjadian’ny herisetra ary mampirisika azy ireo hioitra sy hanarin-tena, ny hetsika natao omaly. Lohahevitry ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena hanafoanana ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy ny hoe “mijoro sy manarin-tena rehefa avy niharan’ny herisetra”. Nanolotra jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro […]