Ao anatin’ny fahavaratra tahaka izao no hamoronan’ny mpihiragasy ny renihira. « Tsy maintsy omena hira vaovao ny mpijery hiragasy. Raha tsy mahavita izany ny tarika mpihiragasy iray, sarotra ho azy ny ahita na ny hanao adin-kiragasy », hoy i Dadafara Ramilison. Ny asa famoronana tahaka izany no anisan’ny mampisy aina ny tontolon’ny […]
Mois : novembre 2024
Serge GPE sy tarika Lay : raikitra ny « Mi-Rock and Folk »
Seho tsy fahita firy! Hotanterahina ao amin’ny La Cabane Andavamamba, ny sabotsy 7 desambra izao, manomboka amin’ny 5 ora hariva ny «Mi-Rock and Folk», ahitana ny tarika Serge GPE sy ny tarika Lay. Samy hanao ny hirany izy ireo. «Ankoatra ireo hira nahafantarana anay hatramin’izay, amin’io fotoana io ihany koa no […]
Ady amin’ny VBG: miditra an-tsehatra ny mpanakanto
Nisokatra nanomboka omaly hatramin’ny 15 desambra izao, eny amin’ny Institut française de Madagascar (IFM) Analakely, ny fampirantiana « 19 :19 » an’i Nofy Rajerneson. Hetsika tafiditra ao anatin’ny 16 andro hiadiana amin’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy sy ny mahavavy (VBG). Amin’ny alalan’ny saripika no entin’i Nofy Rajerneson maneho ny fandraisan’anjarany amin’izany. Miaraka manatontosa […]
“Fianar Reggae Festival”: hosokafan’i Orelsan amin’ny iraisam-pirenena
Mpanao rap, saingy misokatra amin’ny mozika rehetra Orelsan. Nirona amin’ny reggae izy sy ny tetikasa Ony, ka hanokatra ny “Fianar Reggae Festival” amin’ny “SunSka Festival” amin’io taona ho avy io. Anisan’ireo “festival” matotra, niezaka nisy hatrany sy nivoatra foana ny “Fianar Reggae Festival”. Tsy very maina izany ezaka izany, fa […]
Fahaverezan’ny soatoavina : Efa lefy ny fanajan’ny tanora ny zokiolona eto Madagasikara
Ao anatin’ny ran’ny Malagasy rehetra hatramin’izay ny fanajana ny zokiolona, raha ny zava-misy niainan’ny Ntaolo fahiny. Efa manomboka mihalefy tsikelikely ny tsy fanajana intsony ny zokiolona. Maro ireo zokiolona hiharan’ny tsy rariny eto Madagasikara, raha ny zava-misy. Misy ny miseho eny anivon’ny fianakaviana, ny ataon’ny fiarahamonina sy ny maro samihafa. […]




