Mois : novembre 2024

Mananjary: lehilahy nitondra vola sandoka

Lehilahy iray voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’i Mananjary noho ny fanaovana vola sandoka, omaly. Raha ny fanazavan’ny polisy, niely ny resaka tao an-tanànan’i Mananjary fa misy olona manaparitaka sy mivarotra vola sandoka. Nitombo isa hatrany ireo olona voafitaka noho ny fiparitahan’ny vola sandoka tao an-toerana ka tonga nametraka […]

Nandroba 10 tapitrisa Ar: dimy lahy tratra nanafika mpanangom-bokatra

Voasambotry ny zandarimaria ny jiolahy telo lahy sy ny namany izay atidoha tamin’ny fanafihana mpanangom-bokatra tao Tsiroanomandidy. Nahatrarana basy sy ambim-bola nangalariny izy ireo. Tra-tehaky ny mpitandro filaminana tao amin’ny kaominina Ambohitrom­by, distrikan’i Fenoarivobe, ny tambajotran-jiolahy tompon’antoka tamin’ny fanafihana kamiao mpanangom-bokatra, afakomaly. Telo lahy tompon’antoka mivantana ary nandray anjara tamin’ny […]