Unique à Madagascar et c’est à Manakara
Mois : novembre 2024
Exportation: Baisse en volume et en valeur des produits de rente et de la pêche
En 2024, les exportations des produits de rente et de la pêche connaissent une baisse en volume et en valeur. Selon les explications du ministère de l’Economie et des finances, cette situation est due à un premier semestre marqué par un contexte mondial particulièrement difficile, avec l’aggravation des tensions géopolitiques. […]
Fampiasam-bola : hiara-kiasa ny EDBM sy ny Ravinala Airports
Hatao ny paikady mahomby hampiasana ireo fotodrafitrasa rehetra ao amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato (TNR), hisarihana ny mpampiasa vola ho avy eto Madagasikara. Natao sonia ny 19 novambra teo ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny EDBM (Economic Development Board of Madagascar) sy ny orinasa Ravinala Airports. Kendrena manokana ireo mpandraharaha mpampiasa vola iraisam-pirenena […]
SOMBIM-BAOVAO
Navoakan’i El Hadari tao amin’ny pejy facebook fa efa mpilalaon’ny Paris FC, diviziona faharoa ao France, ny tenany. Mitondra ny laharana faha-19 ny tenany ao amin’ity klioba frantsay ity. Tsiahivina fa anisan’ny angady nananana sy vy nahitany izao fifindrana izao i Lalaina Nomenjanahary na i Bolida, izay Malagasy nilalao tao […]
Askam AFA – Kitra vehivavy : hampanao fitsapana ho an’ny mpilalao U17
Nambaran’ny mpanazatran’ ny Askam AFA Itasy, i Manitriniaina Steve Princy, omaly, teo Analakely, fa hisy ny fitsapana vehivavy mpilalao latsaky ny 17 taona, ho an’izay maniry ny hiditra ao amin’ny klioban’izy ireo. Raha ny nambaran’ity teknisianina iray ity, misy hatrany ny fitsapana rehefa mandeha ny fanazarantena. Notsiahiviny ihany fa isaky […]




