Ranomaso sisa ny an’ny renim-pianakaviana iray very manga iray sobika teny amin’ny tsenan’Anosibe, omaly. Mipetraka eny Andavamamba ity renim-pianakaviana ity fa tonga maka entana toy ny fanaony eny an-tsenan’Anosibe. Mpivarotra legioma sy voankazo izy. Efa azo daholo ny entana tamin’io fotoana io. Nisy tovolahy iray nilaza fa mpibata entana ka […]
Mois : décembre 2024
Ankadikely Ilafy: Vehivavy latsaka tany an-davapiringa
Nifamonjen’ny sampana mpamonjy voina, avotra soa aman-tsara, ny renim-pianakaviana iray latsaka tao an-davapiringa an-dalam-panamboarana tao Ankadikely Ilafy, omaly. Nivoaka ny trano niaraka amin’ny zanany io ramatoa io. Tsy nisy fefy, izay amoron-dalana. Varimbariana rahateo ilay ramatoa ka tsy nahatsikaritra. Nisolafaka tampoka tany amin’ ny faritra izy kinanjo nilatsaka tampoka. Nihikiaka, […]
Nidona tamin’ny kamiao : Mpitondra moto maty tsy tra-drano
Namoy ny ainy vokatry ny ratra nahazo azy nateraky ny lozam-pifamoivoizana ny raim-pianakaviana iray tao Toamasina, omaly. Mpandraharaha iray ao amin’ny faritra Atsinanana matin’ny lozam-pifamoivoizana, tao Cité Valpinson, tampon-tanànan’i Toamasina, omaly tolakandro tamin’ny 1 ora sy sasany. Nandeha moto io raim-pianakaviana io. Nifanindry an-dalana taminy anefa ny kamiao lehibe iray. […]




