Les représentants des députés pour siéger à la Haute cour de justice (HCJ) ont été connus hier au palais de Tsimbazaza, dont le président de la Commission de la mise en accusation devant la HCJ, une procédure obligatoire conformément à l’article 136 de la Constitution. Elu à l’ unanimité avec […]
Mois : décembre 2024
Biby tratra tany Thaïlande : Tafaverina an-tanindrazana ireo varika 16
Tafaverina soa aman-tsara tetsy Ivato, omaly atoandro, ireo varika 16 tamin’ireo 48 tratra tany Thaïlande. Naka izany tany an-toerana ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy, Andonirina Max Fontaine, taorian’ny fifampiresahana tamin’ireo manam-pahefana eto an-toerana sy any an-toerana. Nanainga omaly hariva, nihazo ny faritra Atsimon’ny Nosy ireo varika […]
Fampiroboroboana ny indostria : hiara-kiasa ny Sim sy ny CCIFM
Vita sonia ny herinandro teo ny fifanaraham-piaraha-miasan’ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim) sy ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria Frantsa-Madagasikara (CCIFM). Tanjona ny hisian’ny fifaninanana eo amin’ny samy indostria ho an’ny fampiroboroboana ny toekarena malagasy. Hisy, araka izany, ny tetikasa iraisan’ny roa tonta toy ny fifanakalozana, ny fizarana traikefa, Tafiditra […]
VAOVAO TAMBATRA
Manana hatramin’ny 10 desambra izay liana ho tomponandraikitra amin’ny fifaninanana sy fanatanterahana ny fifanarahana ara-barotra ny tetikasa PTASO. Afaka mametraka ny antontan-taratasiny ao amin’ny Immeuble Saifee, akaikin’ny hotel Saifee rihana voalohany, ao Toliara, na mandefa izany amin’ny adiresy mailaka coordonnateur@ptaso.mg sy dika mitovy ao amin’ny ptasocgp@ptaso.mg ireo liana handray ny […]
ZLECAF : Hampiroborobo ny fifanakalozana
Antoka ho an’ny fampandrosoana ny toekarena sy hampiroborobo ny tontolon’ny fandraharahana ny fidirantsika ao amin’ny faritra malalaka ara-barotry ny kaontinanta afrikanina (Zlecaf). Hanamora ny fifanakalozana ara-barotra eo amin’ ireo firenena samy afrikanina, amin’ny alalan’ny fanesorana ireo mety ho sakana rehetra, izany. Hanamaivana ihany koa ireo dingana samihafa amin’ny fanondranana. Ankoatra […]




