“Kolontsaina, vatofotry ny fampandrosoana”. Lohahevitry ny “Festival Sakaleona” andiany voalohany, izay notontosaina tany Nosy Varika, Faritra Vatovavy, ny faran’ny herinandro teo. Sambany no nisy, nentina nanasongadinana ny kolontsaina ifotony ao amin’ity faritra ity izany. Faritra izay manan-karena amin’izay kolontsaina sy zavakanto marolafy izay, kanefa tsy dia tena hita taratra nandritra […]
Mois : décembre 2024
“Noelin’ny fitia”: Niaina ny seho Noely ny Kianja Masoandro
Toerana fanaovana fampisehoana miavaka ny Kianja Masoandro, eny Anatirova. Nandray sy niaina ny “Noelin’ny fitia” nandritra ny hefarana ny toerana, nampiditra ny maha fotoana firavoravoana ihany koa. Efa nisy fankalazana ny Krismasy ihany koa tao Anatirova, raha ny ara-tantara. Nandritra ny fitondran’ ireo Andriamanjaka sy praiminisitra nankato sy nanaraka ny […]
FANTINA sy FINTINA
Ho maro anisa ireo mpanolotsaina avy amin’ny mpanohitra ho an’Antananarivo Renivohitra raha tsy miova intsony ny voka-pifidianana ben’ny Tanàna farany teo. Manana mpanolotsaina miisa 24 ny Irmar raha 20 kosa ho an’ny Tim. Miisa fito ny avy amin’ny Tia tanindrazana raha telo ny an’ny Mouvement Gascar. Tokana kosa ny mpanolotsaina […]
ONU : « Mila havotsotra Rafanoharana Paul »
Natsikafon’ny “Groupe de travail sur la détention arbitraire” eo anivon’ny Firenena mikambana (ONU) ny 25 novambra teo, ilay “Raharaha Apollo 21”. Anisan’ny voaresaka manokana ilay Malagasy, Frantsay, Rafanoharana Paul. Notakin’izy ireo ny hamotsorana azy io manoloana ny fiampangana azy ho nikasa hifofo ny ain’ny filohan’ny Repoblika. Eo koa ny fitakiana […]
Manova fomba fijery
Miakatrakatra ny vidim-bary amin’izao, miakatrakatra ny feon’ny sasany amin’ny zotram-pifidianana, miakatrakatra ny tahotra sy fanahiana korontana… Mba miakatrakatra koa ny fomba fijery amin’izany? Tsy vitan’ny fitabatabana ny raharaha, na fampitahorana, na fandrahonana… Mila atrehina mazava: inona no hatao? Tsy ilaozan’izay manararaotra na inona mitranga sy atao. Izay no ifanaraha-maso: […]




