Mois : janvier 2025

« Chan 2025 »: tafara-bondrona amin’i Centrafrique ny Barea

Tontosa tao Kenyatta International Conventional Centre, Nairobi Kenya, omaly alarobia, ny antsapaka amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra ho an’ny ekipam-pirenena tsy misy mpilalao milaravinahitra na ny «Chan 2024». Tafaraka ao amin’ny vondrona «B» ny Barea de Madagascar sy ny Les Fauves, Centra­frique. Tsy vaovao amin’ny Malagasy […]

Jiolahy raindahiny: maty voatifitry ny polisy i Tojohisoa sy i Avilahatsy

Nirefodrefotra ny basy tao Tanambao Verrerie ka hatrany ambadik’i Manangareza ny talata teo, nandritra ny fifanenjehana teo amin’ny jiolahy sy ny polisin’ny centrale eo ambany fitarihan’ny kaomisera Rakotondrainivonona Panoel Tsiky, tamin’ny alalan’ny UIR ary nampian’ny Fip, tarihin’ny kaomisera Rafaliarivo Jules. Nizara roa miavaka ireo polisy, ny talata teo. Satria, asan-jiolahy […]

Indray mijery

Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Dikeledi tany avaratra, nitondra tohana ho an’ny olona traboina 900 ny Tahirin’ny Firenena mikambana momba ny mponina (Unfpa). Nisy ny fanentanana isorohana ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy (VBG). Nizarana fitaovana manokana koa ireo vehivavy teny amin’ny toeram-pandraisana. Nitondra ny teny firariantsoa ho an’ny minisitry ny […]

Tetikasa VAE-DE: fampiakarana ny fahaiza-manaon’ny talen-tsekoly

Fankatoavana ny fahaiza-manao vokatry ny traikefa ho an’ny talen-tsekolim-panjakana ny tetikasa VAE-DE. La­lana sy fitaovana iray entin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana sy ny fibeazana, indrindra ny tantsoroka ara-pedagojika amin’ny fanomezan-danja ny asan’ny sekoly izany. Taorian’ny fanofanana ireo mpisehatra sy ny fivahinianana ho fifanakalozana fahaiza-manao tany Frantsa, notanterahina ny […]