Maherin’ny 200 ireo fitoriana momba ny fifidianana ben’ny Tanàna voarain’ny Tribonaly misahana ny ady amin’ny fanjakana (Taf), etsy Anosy. Anisan’ny efa notsaraina teny an-toerana ireo fitoriana maherin’ny 60 avy any amin’ny faritra Bongolava sy ny any Itasy ary koa ny eto Analamanga. Samy andrasana amin’ny famoahan’ny Taf ny voka-pifidianana ofisialy […]
Mois : janvier 2025
Nogiazan’ny zandary: depiote nahatrarana dingadingana
Fiara tsy mataho-dalana roa an’ny solombavambahoaka iray teo aloha nogiazan’ny zandarimaria fa nahatrarana dingadingana «cocombre de mer» tsy ara-dalàna, teny amin’ny lalam-pirenena faha-6, omaly. Niainga avy ao amin’ny distrikan’Analalava saika hihazo an’Ambanja ireo fiara miisa roa ireo. Nanao ny asa fisafoana sy fitsirihana eny anivon’io lalam-pirenena io, saron’ny zandary ny […]
Barea de Madagascar: les noms des cinq finalistes pour le poste de sélectionneur, ont fuité
Malgré les efforts du président de la Fédération malgache de football (FMF), Alfred Randriamanampisoa, de ne pas divulguer les informations relatives au processus de recrutement du nouveau coach des Barea de Madagascar, les noms des cinq techniciens de la liste finale ont fuité. Les techniciens retenus dans la liste finale, […]
TEASER IO UNE HALTE SANS ARRET
Ambositra: velaran-tany 10 ha ravan’ny afo
Nisehoana doro tanety tao Ampitsatohana, Andriantsihy, Analambehivavy sy Antanimihetry fokontany Andranovory, kaominina ambanivohitr’Ambositra II, afakomaly maraina. Nidina haingana teny an-toerana namono ny afo nanampy ny fokonolona ny zandary ao amin’ny vondron-tobim-pileovan’ny zandarimaria Ambositra niaraka tamin’ny ekipan’ny Sampandraharaham-paritra misahana ny tontolo iainana. Tombanana ho 10 ha ny velaran-tany may, nahitana kininina, […]




