Mois : janvier 2025

Conjoncture: la plateforme présidentielle contre un potentiel coup d’Etat

“La population peut-elle encore supporter une autre crise pour servir l’intérêt individuel ? », s’est interrogée la plateforme de soutien au président Andry Rajoelina, hier à Antaninarenina, face au plan machiavélique de l’opposition de fomenter un coup d’Etat. Pour elle, l’heure est plus que jamais à la solidarité. Après les élections com­munales, […]

Mitaky asa maika sy miantraika amin’ny vahoaka

Nianoka sy niaina ny filankevitry ny minisitra natao teny Iavoloha, omaly, ny Malagasy. Fotoana nitakian’ny filohan’ny Repoblika ta­min’ny governemanta ny tsy maintsy hanafainganana ny asa misy fiantraikany amin’ny fiainam-bahoaka. Notanterahina omaly teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny filankevitry ny ministra voalohany amin’ity taona 2025 ity. Nita­rika izany ny filoham-pirenena Rajoelina Andry, […]

Fanolanana tambabe: efa-dahy hiakatra fampanoavana anio

Tovovavy 16 taona naolana efa-dahy tao Andranoro, kaominina Antehiroka. Miisa efatra ireo voasambotra ka hiakatra fampanoavana anio. Norebireben’ireo tsy valahara tamin’ny vidin’ ny pakopako, tovovavy 16 taona niharan’ny fanola­nana faobe nataon’ny lehilahy miisa efatra tao amin’ny fo­kon­tany Andranoro, kaominina Antehiroka, ny alahady 5 ja­noary teo. Napetraky ny reniny niambina ny […]