Manahy amin’ny fiakaran’ny vidin’entana sahady ny mpanjifa. Misesisesy ny orana ka mananosarotra ny fitateram-bokatra, indrindra any amin’ireo toerana saro-dalana. Manampy trotraka ny fahapotehan’ny ankamaroan’ny lalam-pirenena eto amintsika. Antoky ny fampandrosoana ny toekarena ny fotodrafitrasa ka tokony tsy hatao antsirambina. Miteraka resabe eny anivon’ny fiarahamonina ny tolotry ny Jirama. Mbola mitohy […]
Mois : février 2025
Ambilobe: Masomboly voamarina
Tsy mbola ahitana mpamokatra masomboly voamarina ny faritra Diana. Izay no nahatonga ny fiofanana voalohany any an-toerana, natao ny 11 febroary teo, tao amin’ ny distrika Ambilobe. Nandritra ny 4 andro ny fiofanana. Nahatratra 16 ny mpiofana avy amin’ny fikambanan’ny tantsaha mpamboly vary miisa 16. Nanohana azy ny tetikasa Fiaro-AFDI, […]
Mamerin-kasina!
Tato ho ato dia ohatra ny tsy maharesy lahatra izany intsony ny tombana ataon’ireo avy ao amin’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro. Raha milaza fa hafana sy tsy hanorana izy ireo, mbetika anefa ora-mikija arahina havandra no miseho. Raha milaza hisy orana kosa dia midongizina tsy mety mitomany […]
Fikirakirana ny teknolojia sy ny niomerika: Azo isarihana ireo mpampiasa vola
Hitondra fampandrosoana ny toekarena eto Madagasikara ny fikirakirana ny teknolojia niomerika. Manampy amin’ ny fisarihana ireo mpampiasa vola sy orinasa lehibe hitodika aty amintsika ny tontolon’ny haitao ara-kajy mirindra. Miara-dalana ny fampandrosoana sy ny niomerika, antony mahatonga an’i Madagasikara mametraka ny teknolojia ho ivon’ny sehatr’asany. Fomba iray hisarihana ireo mpampiasa […]




