Mois : février 2025

Résilience des villes: renforcement des compétences des acteurs dans le bâtiment

Le ministère de la Décen­tralisation et de l’aménagement du territoire (MDAT) mise sur le renforcement des compétences des acteurs dans le bâtiment pour viser le renforcement de la résilience des villes face au changement climatique. A cet effet, le MDAT en partenariat avec la Répub­lique française, l’Agence française de développement […]

Rakotomanana Richardson : “Manjary simba endrika ny firaisamonina sivily”

“Manjary simba endrika ny firaisamonina sivily amin’ny fanaovan’ny sasany tsy manao ny asany amin’ny maha firaisamonina sivily azy”, hoy ny filohan’ny Fiombonan’ny firaisamonina sivily ho amin’ny fandrosoan’ny Malagasy na ny Coalition de la société civile pour le progrès des Malagasy (CSCPM), Rakoto­manana Richardson. Toy ny hoe manampy tosika na mamendrofendro […]

Fiainam-pirenena : Tsindrilentam-pahefana fa tsy mpanohitra ny firaisamonina sivily

Tsy mampitovy hevitra be ihany ny amin’ny hoe ny firaisamonina sivily. Manao politika? Na fitaovana politikan’ny any ivelany, tsy manao afa-tsy mitsikera… Mety tsy mitovy be ihany ny fijery arakaraka ny toerana misy ny tsirairay. Tsindrilentam-pahefana fa tsy mpanohitra ny firaisamonina sivily. Fanadihadiana… «Eo anelanelan’ny isam-batan’olona sy ny Fanjakana, fitambaran’olona […]

Fandikana ny fitsipika anatiny: Nesorina tsy ho HVM i Dadilahy

Nesorina tsy ho mpikambana ao amin’ny antoko Hery vaovao ho an’i Madagasikara – HVM intsony Rasolofonirina Jean Michel José Andriamady na i Dadilahy. Nambaran’ny filoha nasionalin’ny antoko, Rakotovao Rivo, omaly, fa naharay tatitra momba azy ny eo anivon’ny birao politika nasionaly. Ni­ainga avy any amin’ny mpandrindram-paritry ny antoko HVM any […]