En l’espace d’une nuit, là où il y a encore quelques jours une ville, des villages, des routes,des zones d’habitation, des rizières dans la Commune de Sabotsy-Namehana à 12 km de la Capitale, est noyé à perte de vue, laissant place à des paysages de désolation. Une des digues du […]
Mois : mars 2025
Micros, petites et moyennes entreprises: l’accès au financement et à l’énergie reste un défi
L’accès au financement et à l’énergie demeure un obstacle majeur auquel font face les micros, petites et moyennes entreprises (MPME) à Madagascar. Le rapport de la Banque mondiale, publié au mois de février, indique que dans la Grande île, seules 8% des entreprises déclarent avoir accès à un prêt bancaire […]
Rallye : Fantatra ireo isa isaky ny fifaninanana
Mialoha ny hanombohan’ny taom-pilalaovana 2025, amin’ny rallye, navoakan’ny Federasionina sport-automobile malagasy (FSAM), ny fiandohan’ity volana marsa ity, ny isa ho azon’ireo mpifaninana sy ny fetra isa amin’ny rallye iray. Araka ny tapaka nandritra ny fivoriambe niarahana tamin’ireo klioba, fantatra fa hahazo isa 25 ny voalohany amin’ny filaharana ankapobeny, raha 21 […]
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra anio, any Ihosy, izay ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny Cross-country, taranja atletisma. Fifaninanana karakarain’ny Federasionina malagasin’ny atletisma. Ankoatra ny fihaonana ho an’ny sokajy Senior, lahy sy vavy, hisy koa ny an’ireo zandriny Junior sy Cadet, lahy sy vavy. Eo koa ny hazakazaka mifampitohy hifanandrinan’ireo mpianatra any an-toerana. Hotanterahina […]
Baolina kitra – PFL : Miato aloha ny fifaninanana
Noho ny fisian’ny lalao hataon’ny Barea de Madagascar, eo amin’ny fiadian-toerana ho an’ny “Mondial 2025”, miato aloha ny fifaninanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara (PFL). Na eo aza izany, hatao anio sy rahampitso, manerana an’i Madagasikara ny fihodinana voalohany amin’ny fiadiana ny Yas amboaran’i Madagasikara. Toerana 10 no handray izany […]




