Sur les 250 kg de cocaïne saisis à Nosy Be le 2 août 2024, une très grande quantité censée être détruite, aurait été détournée. Les rapports contradictoires émis par les enquêteurs sur place, ont éveillé le soupçon de la justice qui a ouvert une enquête approfondie. Un haut responsable de […]
Mois : mars 2025
Fandrantoana fianarana any ivelany: Be mpisafidy ny mankany France sy Canada ary Etats-Unis
Ny vehivavy no tena tia mandranto fianarana any ivelan’i Madagasikara. Mahasarika ny ankamaroan’ny tanora ny mandeha any France, Canada ary Etats-Unis. Mahasarika ankizy sy tanora malagasy maro ny manohy fianarana any ivelan’ny Nosy, raha ny fanadihadiana natao. Nofinofin’izy ireo hatrany kosa ny handrato fianarana any ivelany noho ny eto Madagasikara. […]
« Tropic’Awards 2025 »: Fahombiazana tanteraka ny hetsika
Manome fotoana sahady ho an’ireo mpisehatra eo amin’ny fizahantany amin’ny taona ho avy ny agence Tropi’Com amin’ny hetsika «Tropic’Awards 2026» taorian’ny andiany voalohany natao teny amin’ny Canal Olympia teny Andohatapenaka, ny sabotsy teo. «Fahombiazana tanteraka ny hetsika ary mbola vonona hanatsara ny ezaka vita izahay», hoy ireo mpikarakara. Anisan’ny fanatsarana […]
Depiote Rabenirina Jean-Jacques: “Tsy manana sora-bola hamonjena traboina izahay”
“Aoka hazava ny andraikitry ny tsirairay manoloana ny fisian’ny traboina. Izahay solombavambahoaka dia tsy manana sora-bola natokana hamonjena ny olona traboina toy izao”. Io ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tany Betioky Atsimo tamin’ny anaran’ny vondrona Firaisankina, Rabenirina Jean-Jacques, teny Tsimbazaza, omaly, ny amin’ny famonjena traboina. Raha misy ny mahita an’izay […]
VAOVAO TAMBATRA
Mihodina tsara ny trano fitahirizam-bokatra sy famokarana lagilasy any Ambatondrazaka. Nanohana ny fananganana azy ny Vondrona eoropeanina. Nidina tany an-toerana ny tale jeneralin’ny Jono sy ny toekarena manga sy ny Vondrona eoropeanina, ny 4 marsa teo, nandinika ny tombontsoa ho azo amin’ity fotodrafitrasa ity. Hapetraka ny rafitra niomerika ho fanaraha-maso […]




