Mois : mars 2025

SOMBIM-BAOVAO

Hitsara ny lalao hihaonan’i Guinée sy i Somalia, ilay Malagasy mpitsara, Rakotojaona Ando­fetra Avombitana, raha ny vaovao azo omaly. Tsy lalao ara-pirahalahiana akory ity tsarain’ ity Malagasy mpitsara iraisam-pirenena ity, fa fihaonana izay hiadiana ny tapakilan’ny Mondial 2026, izay hatao any Meksika. Vokatra tsara hatreto no azon’ny ekipan’ny GNVB, miatrika […]

Rugby – «Challenger series» : Hidona voalohany amin’ny Makis i Georgie

Efa ao anatin’ny fanomanantena amin’ny fiatrehana ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny “Challenger series”, taranja rugby lalaovina olona 7, ny Makis, amin’izao fotoana izao. Ao amin’ny vondrona “C” i Madagasikara, miaraka amin’i Georgie sy i Allemagne. Tsy niandry ela fa taorian’ny fahavitan’ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny “Challenger se­ries”, natao […]

Fidirana amin’ny sehatra matihanina: Betsaka ny ekipa nanana vina lavitra ezaka

Anisan’ny ekipa baolina kitra iray malaza eto Mada­gasikara ny Elgeco Plus. Manana tanjona sy fijery lavitra hotratrarina izy ireo, araka ny fanadihadiana natao tamin-dRandrianabo Miantso Fenosoa, fantatry ny maro amin’ny anarana hoe « Bandy Aka­ma », izay tomponandraikitra amin’ny serasera eo anivon’ny klioba. “Anisan’ireo klioba ma­tanjaka eto Madaga­sikara ny Elgeco Plus. Manana […]

Vohipeno : Nahasarika ny tanora ny fiofanana miompy akoho

Nanohy ny fidinana ifotony tao amin’ny distrikan’i Vohi­peno ny minisitry ny Fampia­narana teknika sy fanofanana arakasa, Rasoloarisoa Marie Marcelline, rehefa avy any Manakara, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nisongadina tamin’ity fitsidihana ity ny fanokafana ofisialy ny “marathon des formations”, hetsika natao hampiroboroboana ny fanofanana arakasa. Notsin­drin’ny minisitra fa ilaina ny […]