Mois : mars 2025

VAOVAO TAMBATRA

Mitentina 5 tapitrisa euros ny famatsiam-bola omen’ny AFD an’i Madagasikara hanohizana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta. Kendrena ao anatin’izany ny hanamafisana ny fahamarinan-toerana ara-toekarena ao amin’ny firenena sy hanohanana ireo sehatra manan-danja ary hamahana ny olan’ny sosialy sy toekarena. Miisa 339 ireo mpandeha nigadona tao amin’ ny seranam-piaramanidin’i Nosy […]

EJE andiany faha-13 : Tosika amin’ny fana­tanterahana tetikasa

Tanterahina eny amin’ny QG Tanora Ankorondrano, mandritra ny roa andro, ny hetsika « Espace jeune entrepreneur » andiany faha-13. Hizara ireo paikady entina misehatra amin’ny fandraharahana ny EJE. « Zaraina mandritra izany ireo paikady mila hianarana sy hapetraka hampahomby sy hampaharitra ny tetikasa. Tafiditra ao anatin’izany ny fanabea­zana ara-bola, ny […]

Fifaninanana « Rallye des industries »: Hamelona ny fitiavan’ny tanora ny indostria malagasy

Hamoaka tanora tompondaka amin’ny fahalalana ny tontolon’ny indostria malagasy ny fifaninanana « Rallye des industries». Hetsika hanandratana avo ny fahalalan’ny tanora ny vokatra malagasy sy ny fandraisany anjara amin’ ny fampandrosoana ny toekarena. Hisokatra manomboka ny volana jona ny fisoratana anarana ho an’ ny fifaninanana « Rallye des industries », […]

Basikety-SBBAR : Hafana ny lalao famaranana

Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny lalao famaranana, sokajy latsaky ny 16 taona, lahy sy vavy, sy ny N1B lahy sy vavy, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny seksiona Antananarivo Renivohitra, taranja basikety. Hafana ny dingana famaranana izay ahitana ireo ekipa sangany eto Antananarivo. Raha ny fandaharam-potoana, hifandona voa­lohany […]