Mois : mars 2025

INDRAY MIJERY

Ho an’ny mpandray zava-mahadomelina amin’ny alalan’ny tsindrona, manana zo hisitraka tolotra fahasalamana toy ny olona rehetra izy ireo. Manambara ny lalàna momba ny ady amin’ny VIH fa andraikitry ny fanjakana ny manome fitaovana fiarovana ho an’ny marefo manoloana ny VIH, toy ny fimailo sy ny fitaovam-panindromana madio tsy hiparitahan’ny tsimokaretina. […]

Tontolo iainana sy fahasalamana: Napetraka ny fenitra ho an’ny kalitaon’ny rivotra

Natao omaly, tetsy Anosy, ny atrikasa fanamarinana ny fenitra malagasy momba ny kalitaon’ny rivotra. Miatrika ny haavon’ny loto mampanahy i Madagasikara satria maha­tratra 22ug/m3 ny fifantohan’ ny poti-javatra madinika (PM2.5) izay miohatra alavitra noho ny fenitra eken’ny OMS (15ug/m3). Manoloana izany, nanomboka nanangana ny fenitra nasionaly ny fanjakana mala­gasy hamaritana […]

Fahasalamana: Nodinihina ny olan’ny infirmier sy ny sage femme

Noraisin’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka omaly, ireo solontenan’ny infirmier sy sage femme manerana ny Nosy izay tonga manao fifampiarahabana rahateo eto Antananarivo. Ni­haino ny olana ary nitondra ny vahaolana ny fanjakana. “Voaray ireo fitarainana ary misy ireo vahaolana azo atolotra haingana, hojerena izay azo hatao”, hoy ny minisitra Randriamanantany Zely. Anisan’ny […]

Ady amin’ny VIH/Sida : Tokony hangarahara ny fitantanana ireo fitaovam-piarovana

Paikady iray hifehezana ny fiparitahan’ny tsimokaretina VIH/Sida ny fikarakarana manokana ireo vondron’olona marefo. Fampisitrahana ny fitaovam-piarovana samihafa sy ny fandraisana an-tanana ho an’ireo efa miaina miaraka amin’ny tsimokaretina. Nanao fanairana ny fikambanana mpisehatra amin’ny ady amin’ny tsimokaretina VIH/Sida noho ny tsy fisian’ny fitaovana sy kojakoja fiarovana sy fandraisana an-tanana ampiasaina […]

Azafady Babako-Androy sy Anosy: Napetraka ho fady mihitsy ny fampanambadiana ny ankizy aloha loatra

Mbola maro ny faritra mampanambady ny zanany aloha loatra eto Madagasikara noho ny fahantrana lalina na ny fomban-drazana fa eo koa ny fifampitaoman’ny samy ankizy fotsiny. Mitera-doza ho an’ny fiarahamonina anefa izany ka tsy maintsy ilana vahaolana. Natao ho fady any Androy sy Anosy io fampanambadiana ny ankizy aloha loatra […]