La météo annonce une forte précipitation sur les Hautes terres centrales depuis samedi jusqu’à ce jour. L’alerte rouge est ainsi lancée, notamment pour la région Analamanga et les districts d’Antanifotsy, Ambatolampy, Moramanga et Anosibe an’Ala. «De fortes pluies allant de 35 mm jusqu’à plus de 50 mm en 24 heures […]
Mois : mars 2025
Sakafo sy ody ambavafo varotan’i Gista
Rugby – XXL Top 12 : Hiady izay ho mpanjakan’ny kartie ny FTM sy ny TFMA
Hafana vay ny ankatoky ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12”. Adin’ny samy kartie sy fifanandrinan’ny samy boaty no hitranga. Anisan’izany ny an’ny TFMA Ankasina sy ny FTM Manjakaray. Hifantoka etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka avokoa ny sain’ ny mpitia rugby, rahampitso. Hotanterahina eo mantsy […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 29 avrily hatramin’ny 4 mai ho avy izao, any Casablanca Maroc, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny taranja tolona, sokajy zandriny. Maniry ny handefa solontena sivy amin’ity fifanintsanana ity ny Federasionina malagasin’ny tolona. Mitohy hatrany ny fanomanana ataon’izy ireo eny Ampefiloha isaky ny sabotsy. Lany ho […]
FCEM 2025 : Hifanolo-tanana ireo vehivavy mpitarika
Vita sonia omaly, teny Antaninarenina, ny fifanaraham-piaraha-miasan’ny Vondron’ ny vehivavy malagasy mpandraharaha (GFEM) sy ny vondron’ny orinasa eto Madagasikara (GEM), ny Antenimieran’ ny varotra sy ny indostria France-Madagascar (CCIFM) ary ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM). Ny fandraisana ny « Comité mondial des femmes chefs d’entreprises mondiales » (FCEM) […]




