Nivadibadika, nifatratra tanaty tanimbary ny fiara marika Renault 4 L tao amin’ny RN5A, PK 248 + 200 teo Antanamivony, fokontany Tsarahitra, kaominina Vohémar, ny alin’ny 16 marsa lasa teo, tamin’ny 9 ora sy 18 minitra maraina. Niainga avy any Antsirabe Avaratra, nikasa hihazo an’Ampanefena io fiara io. Olona miisa efatra […]
Mois : mars 2025
Fanendahana eny Anosizato: Telo lahy nalefa eny Antanimora
Naiditra vonjimaika eny amin’ny fonjan’Antanimora ny telo lahy, raha toa ka nalefa eny Anosiala ny roa lahy, tamin’ny andian-jiolahy voasambotry ny zandary teny Anosizato Atsinanana, afakomaly. Mpanao asa ratsy miampy fampiasana fitaovam-piadiana toy ny antsy lavalela izy ireo. Naharay fitarainana noho ny tranga fanendahana matetika niseho teny amin’ny manodidina ny […]
Nanary zaza tetsy Befelatanana : Hatolotra ny fitsarana ny ray aman-dreniny
Mirongatra ny fahitana zaza menavava narian-dreniny eny an-dalana, anaty fako, anaty lavapiringa sy ny maro amin’izao fotoana izao. Hiharan’ny lalàna ary mitarika amin’ny fanagadrana tanteraka ny fanaovana izany. Miatrika fanadihadiana etsy amin’ny PMPM Tsaralalàna ireo ray aman-dreny nanary ny zanany tetsy Befelatanana. Miatrika fanadihadiana etsy anivon’ny Polisim-pirenena misahana ny fiarovana […]




