Olona efatra namoy ny ainy vokatry ny faharendrehan’ny sambokely mandeha motera iray tany Belo sur Tsiribihana, afakomaly alina. Zaza ny roa ary renim-pianakaviana ny roa tamin’izy ireo. Nitranga tao amin’ny kaominina ambanivohitra Marofandilia, ao anatin’ny distrikan’i Morondava ny tranga. Nitondra mpandeha 30 isa hamonjy fahoriana any Morondava izy io. Maty […]
Mois : mars 2025
Vono olona: Lehilahy hita faty tsy nisy voamaso
Raim-pianakaviana 67 taona hita faty tsy nisy voamaso roa tao Tanandava, kaominina Mitsinjo Betanimena, distrikan’i Toliara II, ny 15 marsa teo. Nitsirara teny anaty tanimboly io lehilahy io no hitan’ny fokonolona. Tsy nisy aina intsony izy. Niantso ny manam-pahefana avy hatrany ny fokonolona. Nozahana ny vatana mangatsiaka an’io lahiantitra io. […]
Vola 8 000 Ar namonoany ny namany : Nalefa eny Tsiafahy ilay nahavanon-doza
Natolotra ny fampanoavana, niara-notanana vonjimaika eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy ilay namono nahafaty olona teny amin’ny kaominina Bongatsara. Vola 8 000 Ar no namoany ilay lasibatra. Fitiavam-bola tafahoatra, tra-tehaka ka nalefa eny amin’ny fonja, ny talata 18 marsa teo, miandry ny fotoam-pitsarana azy ilay lehilahy namono olona tao Ambohimanga ambony, fokontany […]




