Tsy misy olona heverina ho tsy mahalala lalàna. Na izany aza, misy dingana arahina ny fanaovan-dalàna. Misy koa ny karazana lalàna. Izay tsara ho fantatra… Fitambaran’ny fitsipika sy ny fepetra ary ny didy natao handaminana fiarahamonina iray ny lalàna. Ny fiarahamonina izany no tokony hanao ny lalàna. Mety miainga amin’ny […]
Mois : mars 2025
TARATRY ny KANTO
Fampirantiana mahakasika ny teny frantsay, etsy amin’ny Alliance Française Andavamamba. « Ecrire en français : histoire de langues et voyages de mots », no lohahevitra mandritra ity herinandron’ny Frankôfônia ity. Misy ny tantaran’ny teny, ny karazany sy ny fampiasana azy manerana ireo firenena miteny frantsay, sns, no haranty ao. Hisokatra manomboka anio izany […]
Gadon-kira maroloko – Feo migobona: Manohy sy manatsara ny lalany hatrany i Rose
Rose, mpanakanto andriambavilanitra, zanak’Antsohihy, nahavita dingana lehibe tao anatin’ny fotoana fohy. Tombony ho azy ny efa nilonany an-taonany maro tao anatina antoko mpihira (chorale). Ankoatra io, fanomezam-pahasoavana goavana ny fananan’i Rose ilay feo somary migobona (hahenoana beso) nefa kanto. Tsy faheno loatra amin’ireo vehivavy mpanakanto miangaly mozika eto Madagasikara io […]
AFT ANDAVAMAMBA : Hasongadina ireo vehivavy
“Elles: Femmes et auteurs de nouvelles histoires ». Lohahevi-dehiben’ny fihaonana izay hatao etsy amin’ny AFT Andavamamba, anio, manomboka amin’ny 2 ora io. Fotoana hanasongadinana ireo vehivavy misehatra amin’ny tontolon’ ny kolontsaina izany, ka hanomezana azy ireo ny fitenenana mahakasika izay tontolo ivelarany izay. Notsoingaina tamin’ny maro i Fela Razafiarison (mpanao teatra), […]
Bapampa GladyBe : « Ho sehatra goavana ny antsasaky ny lapa”, hoy i Rossy
Sehatra 250 m², misy rihana 5 mameno ny haavo 15 m. Tsy mbola nisy toy izany aloha tao amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena. Anisan’ny hampiavaka ny « Bapampa Glady Be » io. «Efa an-taonany maro ny tarika Rossy no tsy nanao fampisehoana teto Antananarivo Renivohitra. Niandry foana izay mpikarakara mahazaka ny anaty […]




