Mois : mars 2025

TSELATRA

Fandrobana Cash point iray tetsy Ambo­lokandrina Tsena, ny 5 marsa lasa teo. Voasambotry ny polisy avy amin’ny CSP2 omaly maraina indray ny jiolahy iray hafa nanatanteraka ny asa fandrobana tao amin’io Cash point io, raha toa ka tratra afakomaly hariva ny lehilahy tratra nisokitra ny sakaosy nisy vola mitentina 8 […]

Madera Namontana: Lehilahy iray saika hangalatra sarona

Lehilahy iray tratran’ny fokonolona saika hangalatra sy hanendaka teny amin’ny fokontany Madera Namon­tana, omaly maraina. Hitan’ny olona nihaodihaody saika hanao ny asa ratsiny teny amin’ny manodidina ny lehilahy miisa efatra. Voalaza fa saika hanendaka sy hangalatra teny amin’ny manodidina izy ireo. Nenjehin’ny fokonolona ary tratra nandritra izany ny iray tamin’ireo […]

Andavamamba : Telo lahy nahatrarana basy kilalao

Manoloana ny tsy fandriampahalemana eny amin’ny fokontany Andavamamba sy ny manodidina, nanao be midina ny polisim-pirenena sy ny andrimasom-pokonolona ny alin’ny alatsinainy hifoha ny talata 18 marsa teo. Telo lahy nifanehatra tamin’izy ireo tao anatin’ny faritr’io fokontany io tamin’ny 10 ora sy sasany alina. Natao fisavana, nahatrarana basy plastika kilalao […]

Tambajotra matanjaka: Miaramila mpivarotra moto halatra, sarona

Miaramila ny iray tamin’ireo efa-dahy mpikambana anatin’ny tambajotra mpangalatra moto. Tra-tehaka teny amin’ny kaominina Talatamaty, afakomaly hariva, ry zalahy. Efa-dahy mpangalatra moto sy mpividy moto halatra niara-nosamborin’ny zandarimaria eo anivon’ny tobim-paritra Talata­maty, ny alatsinainy 17 marsa hariva teo. Nitrangana halatra moto niharo fampiasana fitaovam-piadiana mahery vaika tao anatin’io kaominina io, […]