Mitondra fanazavana mahakasika ny fandehanana miasa any ivelany na ireo teratany vahiny milaravinahitra eto Madagasikara ny minisiteran’ny Asa sy ny fampananan’asa ary ny asam-panjakana. Nasongadina tamin’izany fa andraikitry ny minisitera ny manome ny fahazoan- dalana hiasa ho an’ireo teratany vahiny eto Madagasikara sy misahana ireo Malagasy mpiasa mpifindra monina. Atao […]
Mois : mars 2025
Matsiatra Ambony: Harafitra ny paikady nasionaly hiadiana amin’ny fampiasana ankizy
Hita amin’ny sehatra maro ireo ankizy miasa nefa tsy ampy taona. Voararan’ny lalàna anefa. Izany indrindra no handrafetana ny paikady nasionaly 2025-2040 hiadiana amin’ny fampiasana ankizy. Tanterahina ao Matsiatra Ambony ny atrikasa fakan-kevitra ho fandrafetana ny drafitra nasionaly mahakasika ny ady atao amin’ny fampiasana ankizy ho an’ny taona 2025-2040, izay […]
TARATRY ny KANTO
Namoaka taratasy fampahatsiahivana ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina. Mahakasika indrindra ny fanapariahana sary, horonampeo na horonantsary mikendry fanalam-baraka anaty tambajotran-tserasera, izay nisesy tato ho ato, izany. Mampahatsiahy fa melohin’ny lalàna momba ny ady heloka sy ny lalàna mifehy ny serasera amin’ny haino vaky jery ary ny lalàna mifehy ny […]
Loza mitatao ho an’ny Malagasy: Potika manaraka ny kolosaina ny fiarahamonina
Malagasy tsy mataho-tody. Malagasy mpivarotra tanindrazana. Malagasy tsy matahotra an’Andriamanitra. Malagasy sahy mandatsaka aina. Malagasy mpanindraindra sy mpanao an-doloha ny fomban’ny hafa. Malagasy mpamadika… Tsy misy idiran’ny politika sy ny toekarena ireo tranga mamotika an’i Madagasikara ireo. Tranga maneho fa potika manaraka ny kolosaina ny fiarahamonina malagasy. Ratsy kolokolo ny […]
Jerem-potsiny : Tsy maka lesona ny mpanakanto sasany
Izao vanim-potoana izao no tena mampiroborobo fatratra ny fomba fanapariahana ny zava-misy maneran-tany. Tafiditra ao anatin’izany ny fivelaran’ny kolontsaina sy ny zavakanto. Matetika, anefa, jerena fotsiny izy ireny fa tsy handraisan’ny mpanakanto sasany lesona. Ankehitriny, azo fantarina tsara ny lalan-kizoran’ireny mpanakanto manana ny fahaizany sy ny lazany ireny. Tsy voatery […]




