A Toliara II, les communautés rurales retrouvent le sourire avec le lancement du curage du canal d’Andoharanomamovoky par Base Toliara. Cette opération à haute intensité de main-d’œuvre (Himo) répond à une demande pressante des habitants. C’est aussi un engagement concret de l’entreprise en faveur du développement local. Dès Tsianisiha, les […]
Mois : avril 2025
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny alahady 20 sy ny alatsinainy 21 avrily izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, taranja rugby lalaovina olona 7, sokajy U18, lahy sy vavy. Handray anjara amin’izany i Madagasikara, Mayotte, La Réunion ary i Maurice. Ho fantatra amin’ny faran’ny herinandro ho avy […]
Jiu-jitsu breziliana : Ho avy eto Madagasikara i Eric Noel
Ho fanatsarana hatrany ny teknika ho an’ny taranja Jiu-jitsu breziliana eto Madagasikara, hisy indray ny vahiny manampahaizana ho avy eto hanatanteraka seminera. Tsy iza izany fa i Eric Noel, izy izay namorona ny Komaru Jiu-jitsu, teratany kanadianina. Ny 16 mey izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, no hanaovana izany. Hiarahan’i […]
Futsal vehivavy : Barea 18 hanafika any Maroc
Araka ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny ekipa nasionaly malagasy, sokajy vehivavy, Barea Ladies, fantatra fa miisa 18 ireo Malagasy mpilalao handeha ho any Maroc. Hatao mpilalao fiandry ny efatra amin’izy ireo. Raha tsiahivina dia hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, amin’ny taranja baolina kitra anaty efitrano Futsal any an-toerana, […]
Tenisy – Afrique U16 : Resy teo amin’ny fidirana voalohany i Ainatia
Manana mpilalao tenisy miatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny sokajy U16, i Madagasikara. Mianadahy izy ireo, ka i Soa Ainatia eo amin’ny vehivavy, ary i Mirija ho an’ny lehilahy. Resy teo amin’ny fihodinana voalohany i Ainatia raha tafita kosa izy teo amin’ny olon-droa. Niatrika ny fiadiana ny […]




