Voasambotra ireo jiolahy namono vehivavy iray teny Ambatolampy Tsimahafotsy izay nikasa hangalatra ny volam-piangonana. Novonoina ny tompon-trano rehefa tsy nahazo ny volabe izy ireo, ny alin’ny 31 marsa hifoha 1 avrily lasa teo. Hiakatra fitsarana, anio, ilay mpiambina namono ny mpampiasa azy sady nandroba ny entana sarobidy tao amin’ny fokontany […]
Mois : avril 2025
Fanafihan-jiolahy : Fito lahy nisaron-tava nandroba 6 tapitrisa Ar
Lelavola 6 tapitrisa Ariary niampy finday avo lenta efatra sy firavaka volamena noraofin’ny jiolahy fito lahy tao Toamasina, ny alahady 13 avrily teo. Nandositra ireo mpandroba. Novakian’ireo olon-dratsy ny fidirana ny trano, tamin’ny 03 ora maraina. Nisalotra lamba mainty ireo mpandroba sady nanafina endrika. Nilanja antsibe rahateo izy ireo. Tsy […]
Polisy nitifitra olona : Nitokona ny mponin’Ilanivato Anosipatrana
Nitokona manoloana ny biraon’ny polisy eny Ilanivato Anosipatrana ny mponina, halina. Voalaza fa nisy polisy nitifitra olona teny an-toerana. ”Fiarovan-tena ny anay”, hoy kosa ny polisy. Nitangorona nanoloana ny biraon’ny polisy eny Ilanivato ny fokonolona, omaly tamin’ny 7 ora sy sasany hariva. Nahatonga ny fitokonana nataon’ny mponina ny fitifirana lehilahy […]
2ème Sommet de l’ONU Tourisme Afrique – Amérique: le tourisme durable au cœur des éventuelles coopérations
Le 2e Sommet de l’ONU Tourisme Afrique – Amérique, du 8 au 10 avril à Livingstone (Zambie), a permis à la ministre malgache du Tourisme et de l’artisanat, Viviane Dewa, de promouvoir la visite de Madagascar et d’explorer les pistes de coopération avec divers partenaires pour un tourisme durable, à […]
Réunion de l’ASAFG: relever les défis posés par les avancées technologiques
A l’occasion de l’ouverture officielle de la réunion annuelle du Groupe Focal de l’Afrique australe (ASAFG), au Relais des Plateaux à Ivato du 14 au 16 avril, sur le thème « L’avenir de l’entretien routier avec les nouvelles technologies et les véhicules électriques », le ministre des Travaux publics, Richard Rafidison a […]




