Vitsy ny atleta mahafehy taranja maro eto Madagasikara. Anisan’izany Rakotoniaina Aimé Mbolalalaina Joël, izay sady mpanazatra, mpilalao baolina kitra sy rugby ary basikety, miampy ny judo sy ny tolona ary ny taekwondo. Atleta feno! Io teny io no azo ilazana an-dRakotoniaina Aimé Mbolalalaina Joël, Malagasy atleta 28 taona, izay fantatry […]
Mois : avril 2025
TARATRY ny KANTO
Noraisin’ny filohan’ny Repoblika Rajoelina Andry tao amin’ny Lapan’Ambohitsirohitra, ny zoma lasa teo, ny solontenan’ny fianakaviana Kamamy. Misolo tena ny taranaka mivantan’ny Ampanjaka Toera sy ireo olom-boafidy avy any amin’ny faritr’i Menabe izy ireo. Mba hahafahana mandamina ny fomba fandraisana ny kabeson’ny Ampanjaka Toera. Atao makotrokotroka ny fandraisana azy io satria […]
« Zara-Revy »- Samoëla: Nitety vanim-potoana tao anatin’ny ora dimy
Taona 2025, mandia ny faha-30 taonany an-tsehatra i Samoëla. “Efa sasany”, no nilazany ity vanim-potoana lehibe ity. Tao anatin’ny fampisehoana “Zara-Revy” andiany fahefatra, notanterahina tetsy amin’ny Kianjan’ny Malacam Antanimena, no nitetezany an-kira io 30 taona io. Izany hoe, saika ireo hira anisan’ny nahafantarana an’i Samoëla no nomena laka kokoa. Samy […]
« Efa ela loatra… » : Tsy nifankafoy ny Olom- belo Ricky sy ny mpankafy
“Efa ela loatra…”, tsy nihaonana tokoa ny Olombelo Ricky sy ny mpitia zavakanto. Io hetaheta ny hifanatri-tava io no nomena lanja lehibe tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Imahamasina, omaly. Ny figadon’ny zavamaneno eny am-boalohany dia efa fitarihan-dalana hampahatsiahy ny tany amin’ny dimy amby efapolo taona lasa. Nanamarika hatrany […]
Salomon sy Henri Ratsimbazafy: Seho sarotra hadinoina ny « Feo roa tafaray »
Manana ny akony lehibe eo amin’ny tontolon’ny hira malagasy ny “Feo roa tafaray”. Fiakaran-tsehatr’i Henri Ratsimbazafy sy i Salomon… “Raiben’ny kanto malagasy”. Io ilay anarana nasalotra an’i Salomon sy i Henri Ratsimbazafy, raha nanatanteraka ilay seho “Feo roa tafaray”, omaly tolakandro, tetsy amin’ny CCEsca Antanimena. Noporofoin-dry zareo tokoa izany. Feo […]




