Nohavaozina herintaona indray ny fiaraha-miasa eo aminâny 67 City FC sy ireo mpanohana azy, dia ny Havana Resort sy ny Nouvelle institution de microfinance (NIM Madagascar). NotanteÂrahina ny alakamisy lasa teo, tetsy Ambohidahy, ny fifanaovan-tsonia teo aminâny telo tonta. Nanatanteraka izany, Andriantsima Faneva Ima, filohanâny 67 City FC sy Harizaka […]
Mois : avril 2025
SOMBIM-BAOVAO
Any amin’ny ligin’Atsinanana indray no hanohy ny fampivondronana ho an’ny taranja karate do, ho fanomanana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, hatao any Nizeria, ny volana jolay izao. Mikasa handefa atleta 20 ny federasionina kanefa miankina amin’ny haavo teknikanâny mpikatroka izany. Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Mining Business […]
FMF : Nahazo «quitus» 100% ny mpitantana
Notanterahina tany Ampefy, ny alakamisy lasa teo, ny fivoriambe ara-potoanâny Federasionina malagasinâny baolina kitra (FMF). Nomenâireo ligim-paritra 22 fankatoavana âquitusâ zato isan-jato ny mpitantana eo anivonâity rantsa-mangaika mitantana ny baolina kitra eto Madagasikara ity. Nahafa-po azy ireo ny tatitra ara-bola sy ny teknika ary ny tetikasa fampandrosoana ny baolina kitra […]
Tsipy kanetibe â Test events : Nahazo medaly volamena roa iâMadagasikara
Nanakoako tany Chine indray ny lazanâi Madagasikara, nandritra ny âtest eventsâ ao anatinâny âWorld Games 2025â, taranja tsipy kanetibe. Norombahinâi Madagasikara mantsy ny medaly volamena roa teo aminâny âtir de precisionâ, lahy sy vavy. Mbola noporofoinâny Malagasy teo imasonâizao tontolo izao indray fa taranja voafehiny ny tsipy kanetibe. Norombahin-dRamamonjisoa Mirana, […]
Fihaonana an-tamponâny COI : Hamafisina ny fanadiovana ny tanĂ na
Andro isaina sisa: 23 andro, ny fanatanterahana ny fihaonana an-tampony faha-V eo anivonâny Vaomieranâny ranomasimbe Indianina (COI), izay hatao eny aminâny CCI Ivato, aminâny 24 avrily ho avy izao. Mba handrindrana ny hetsika ilaina aminâny fahombiazanâizany, nisy ny fihaonana teo aminâny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, sy ny benâny TanĂ nanâny […]




