Hitondra tombontsoa maro ho an’ny vehivavy mpandraharaha malagasy ny fikaonandohan’ny vehivavy mpandraharaha maneran-tany (Comité Mondial des Femmes Chefs d’Entreprises). «Ahafahan’izy ireo miditra anatina tambazotrana vehivavy mpandraharaha eto an-toerana sy any ivelany. Hampitombo ihany koa ny traikefa sy ny fahalalany ary ny hampivelatra ny eo amin’ny sehatrasany eto an-toerana sy any […]
Mois : avril 2025
Fanatanterahana ny tetikasa Volobe : Manolotra hatramin’ny 700 tapitrisa euros ny orinasa EDF
Manolo-tanana an’i Madagasikara amin’ny fanangananana ireo fotodrafitrasa ho an’ny tetikasa Volobe ny orinasa frantsay EDF. Mahatratra 700 tapitrisa euros ny famatsiam-bola omeny. Vita sonia teny amin’ny Lapam-panjakana teny Iavoloha, ny alarobia teo, ny fifanaraham-piaraha-miasan’ny fanjakana frantsay amin’ny alalan’ny orinasa EDF Renouvelables International sy ny tetikasa Volobe. Tafiditra ao anatin’ny asa […]
SOMBIM-BAOVAO
Nandrombaka medaly volamena 2 sy volafotsy 7 ny atleta malagasy 3 mianadahy, i Fabia, i Avotra ary i Antonio, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja fibatana fonjamby, natao tany Maorisy, tamin’ity herinandro ity. Teo amin’ny sokajy Seniors no nifaninanan’izy ireo. Nahomby ny “stage de recyclage”, taranja Muay, notontosaina, omaly, […]
Karate – Analamanga : Hanohy ny ezaka hampisongadina ny atleta
Hanokatra ny taom-pikatrohana 2015, ny 3 mey izao, amin’ny alalan’ny “randonnée”, ny eo anivon’ny ligin’ Analamanga ny taranja karate. Raha ny mahazatra isan-taona, fifaninanana hatrany no nanombohana ny taona, fa amin’ity kosa hiverina andoharano, izany hoe, hanome lanja ny fanabeazana ny ligin’ Analamanga taranja karate. Izany indrindra no anton’ity hetsika […]
Barea : Hanoman-tena any Frantsa
Araka ny siosion-dresaka mandeha amin’izao fotoana izao, hanao lalao ara-pirahalahiana any Frantsa, ny Barea ny volana jona. Ankoatra ny Repoblika Demokratikan’i Congo (RDC), iray amin’i Guinee Bissau sy i Congo Brazzaville no hifanandrina amin’ny Barea, raha tsy misy ny fiovana farany. Tsy mbola misy ny fanambarana ofisialy nataon’ny Federasionina malagasin’ny […]




