Iaraha-mitantana ireo Nosy malagasy, araka ny fanamafisan’ny filoha Frantsay, raha nanontanian’ny mpanao gazety, afakomaly. Nambarany fa hitohy ny dinika eo amin’ny vaomieran’ny firenena roa tonta, ny 30 jona izao any Paris. “Tsy tokony hisy olana izany fihaonana izany. Mirona kokoa amin’ny fiaraha-mitanana ny Iles Eparses izahay”, hoy izy. Mpitondra fivavahana, […]
Mois : avril 2025
Fampandrosoana ny kaominina : Nofanina momba ny fitantanam-bola ny ben’ny Tanàna
Niompana momba ny fitantanam-bola sy ny fitantanan-draharaham-panjakana ny fampiofanana andiany voalohany ho an’ireo ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina ho an’ny faritanin’Antsiranana. Nitarika izany tetsy Anosikely, ny kestoran’ny Antenimierandoholona, Eddie Fernand, efa ben’ny Tanànan’Antalaha teo aloha. Nampitaina amin’ireo mpitantana eny ifotony koa ny momba ny tontolo fitantanana kaominina sy haitarika ary ny […]
Maloto sahady
Vita izy izay ! Manomboka maloto sahady ny tanàna. Efa mahita potika plastika sy fako miparitadritaka eny amin’ny arabe sy ny sisiny. Manomboka misy rano hafahafa mitsika eny rehetra eny, asa efa hanaovan-dry zalahy na zavavy maloto sahady? Tena mahavariana ilay toe-tsaina. Misy dia manao fanahy iniana mihitsy tsy te […]
Fiketrahana Masina ao Vatican : Halevina anio ao Santa Maria Maggiore ny papa Fransoa
Hitodika any Vatican, ny mason’izao tontolo izao amin’ny handevenena ny papa Fransoa. Hotanterahina anio, amin’ny alalan’ny sorona Masina eo amin’ny kianja Bazilikan’ny Md Piera izany. Hapetraka ao amin’ny Bazilikan’ny “Santa Maria Maggiore”, araka ny efa hafatra napetrany ny nofo mangatsiakany. Ialohavan’ny eokaristia Masina fitrotroana am-bavaka sy fisaorana an’Andriamanitra izany. Hanao […]




