Mois : mai 2025
Tsipy kanetibe – Olon-droa miaraka : Hahazo 2 tapitrisa Ar izay tompondaka
Nanomboka omaly ka hatramin’ny alahady, etsy amin’ny Kianja Soamandrakizay, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe, ho an’olon-droa miaraka. Hanan-danja ity fifaninanam-pirenena ity satria ankoatra ny fahazoana isa, efa tafiditra ao anatin’ny fitiliana sahady izay handrafitra ny ekipam-pirenena ho an’ny taona 2026 izany. Ankoatra izay, hotolorana lelavola mitentina […]
SOMBIM-BAOVAO
Hanomboka anio ary hitohy hatramin’ny 1 jona izao ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja beach volley. Any Toamasina, eo amin’ny torapasika ampitan’ny Hopitaly Be no hanaovana ny fifaninanana araka ny fandaharam-potoana. Hiditra amin’ny dingana ampahefa-dalana ny faran’ny herinandro izao ny fiadiana ny tompondaka eo anivon’ny seksiona Antananarivo Renivohitra, taranja basikety, […]
Ping pong – Afrika : Firenena sivy hiady ny anaram-boninahitra
Hotanterahina manomboka anio hatramin’ny 3 jona ho avy izao, etsy Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Atsinanana, amin’ny taranja tenisy ambony latabatra « ping pong », sokajy lahy sy vavy. Araka ny fanadihadiana natao tamin-dRazakarisoa Patrick, tale teknika nasionalin’ny Federasionina malagasin’ny tenisy ambony latabatra (FMTT), omaly, firenena sivy amin’ireo 12 no […]
“Ligue des Champions 2025” : Hiady ny amboarabe ny Inter Milan sy ny PSG
Tonga ity ny fotoana efa nandrasan’ny maro. Ho fantatra anio alina, ny anaran’ny klioba hibata ny amboaran’ny « Ligue des Champions (LDC 2025)”, taranja baolina kitra. Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Allianz Arena Munich Allemagne, ny lalao famaranan’ny fifaninanana baolina kitra eoropeanina, « Ligue des Champions (LDC 2025) ». Hiady izany ny […]




