Vehivavy 73 taona namoy ny ainy voadonan’ny moto tetsy Talatamaty, ny alahadin’ ny Pentekosta lasa teo, tamin’ny 7ora hariva. Niseho tetsy amin’ny RN4, PK 12+950 fokontany Mandriambero, kaominina Talatamaty ny loza. Moto notaingainan’olon-droa nandeha tamin’ny lalana mahitsy tany anaty tanàna Mandriambero izany ka izao nanao lozam-pifamoivoizana izao. Nifaoka mpandeha tongotra […]
Mois : juin 2025
Noteren’ny hanohanana : Raim-pianakavina namoy ny ainy
Sarotra tokoa ny fiainana! Raim-pianakavina iray namoy ny ainy tetsy Morafeno, ambadiky ny Hopitaly Manaram-penitra, ny sabotsy 7 jona tolakandro teo. Manodidina ny 45 taona io raim-pianakavina iray io. Nidaraboka tampoka teo amin’ny toerana voalaza izy. Samy nanao izay azony natao ny nanatri-maso sy ny fokonolona. Nanome mofo sy niezaka […]
Nanao voyage d’études : Tovovavy mpianatry ny lycée namoy ny ainy
Tovovavy 17 taona tamin’ireo mpianatra avy etsy Sabotsy Namehana nikasa hanao voyage d’études, namoy ny ainy teny amin’ny lalam-pirenena faharoa, omaly. Nisy naratra ireo namany. Tra-doza ny fiara nitondra mpianatra ka niteraka fahafatesan’olona iray teny amin’ny RN2, PK 89 +500, teo amin’ny fokontany Ankarefo, kaominina Anosibe Ifody, distrikan’i Moramanga, omaly. […]
CAFE AMBULANT
Filohan’ny Antenimierampirenena: “Hanatsarana ny asan’ny parlemanta ny IA”
Nifarana afakomaly, tatsy Zimbaboe, ny atrikasa «Fampiasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA)», ho fampivoarana ny fizotran’ny asan’ny parlemanta. Nitarika izany ny filohan’ny Antenimierampirenena, Tokely Justin. Nasongadiny tamin’izany fa hojerena ny fomba mahomby sy hanatrarana ny tanjona eo anivon’ny SADC amin’ny traikefa, fanamby ary fahafahana amin’ny fampiasana ny IA ho fanatsarana ny […]




