Maherin’ny 2 000 ny mpikambana ao anatin’ny VMTM, izay ankatoavin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Vita sonia ny 31 mey teo ny fiaraha-miasan’ny Airtel Money amin’ ny Vovonana mpitatitra taxi-moto mailaka (VMTM). Mifantoka amin’ny fanomezana akanjo fanamiana miisa 1 000 misy famantarana, sy karatra Sim miisa 2 000 efa misy kaonty Airtel […]
Mois : juin 2025
Fitrandrahana : Ambatovy, orinasa mpitrandraka tomponandraikitra
Nampahafantatra ny anjara asan’Ambatovy eo amin’ny tontolo iainana sy ara-tsosialy nandritra ny varavarana misokatra nataony teny amin’ny Mining Business Center (MBC) Ivato, ny orinasa, ny 3 ka hatramin’ny anio 7 jona. Nozaraina ireo fanamby atrehin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara sy ny anjara birikiny ho fampandrosoana ny toekarena. […]
SOMBIM-BAOVAO
Tafita hiatrika ny famaranan’ny UEFA Nations Ligue, taranja baolina kitra, any Eoropa, i Espagne sy Portugal. Hotontosaina ny alahady ho avy izao moa izany, any Allemagne ihany. Tsiahivina fa i Espagne no tompondakan’i Eoropa farany teo. Nalaza sy nahoraka tao anaty tambajotran-tserasera ny resaka fampivondronana ny Barea de Madagascar any […]
Seminera ho an’ny atleta : 33 mianadahy nahazo fahalalana
Tontosa tany Toamasina nandritra ny roa andro, ny alarobia 4 jona sy ny alakamisy 5 jona lasa teo, ny seminera nasionaly ho an’ny atleta nokarakarain’ny kaomisionin’ny atleta avy eo anivon’ny CNO Madagasikara. 33 mianadahy no niatrika izany ary notolarana mari-pankasitrahana tamin’ny fiafaran’ny seminera. Nanan-karena fifampizarana traikefa sy fahalalana ity seminera […]
Rugby vehivavy – “CAN 2025” : Vonona ny Makis Ladies
Hotanterahina manomboka anio, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can), taranja rugby, sokajy vehivavy. Firenena efatra no heady ho lohany amin’ity dia ny Makis Ladies, ny Springboks Afrika Atsimo, ny Liona Kenya ary ny The Cranes Ouganda. Vonona tanteraka ny Malagasy hiaro ny voninahiny ary […]




