Mois : juin 2025

Aleo mangina

Anisan’ny vaovao mbola mahaliana sy be mpanaraka amin’izao fotoana izao ny mahakasika ilay fanapoizinana faobe teny Ambohimalaza fa tsy Imerinkasinina. Efa tafakatra 20 izao no namoy ny ainy, ary mainka mitobo ny marary miaina fahasarotana. Manoloana izany, mipetraka ny fanontaniana hoe: inona ny olana ao amin’ny hopitaly ao. Efa fantatra […]

Filoha Rajoelina Andry: “Valifatin’ny mpihavana ilay teny Imerinkasinina”

Nitondra fanazavana momba ny raharaham-pirenena ny filoha Rajoelina Andry. Anisan’izany ilay raharaha fanapoizinana nahafatesana olona 20 sy ny olan’ny Jirama ary ny fanamarihana ny fetin’ny 26 jona. Nambarany tamin’izany fa tsy maintsy ho hita ny marina amin’io Raha­raha fanapoizinana nahafatesana olona io. Notantarain’ny filoha antsipiriany ny fizotry ny raharaha. “Efa […]

Vadintany : Miezaka mitsinjo ny maha olona

Nomarihina ny 12 jona teo, tao Toamasina, ny Andro ma­neran-tany ho an’ny vadintany. Nambaran’ny filohan’ny Holafitry ny vadintany sy ny mpanao lavanty, ny Me Rarivoarivony Hafa Fitiavana, fa tsy natao ho mpanatanteraka didy fotsiny izy ireo. “Mba mitsinjo ny maha olombelona koa izahay mialoha ny hanatanterahana didy”, hoy izy. Anisan’izany […]

Fampiroboroboana ny vakiboky : Nanome boky 490 baoritra i La Réunion

Ny boky loharanom-pahalalana. Ho fanohizana ny ezaka efa natomboka ela amin’ny fampiroboroboana ny vakiboky eto Madagasikara, nisy ny antso natao tamin’ireo mety ho mpiara-miombon’antoka. Nivaly sahady izany, satria tonga eto Mada­ga­sikara, ny solontenan’ny As­sociation pour la promotion des initiatives citoyennes na ny Apic, miaraka amin’ny Médiathèque avy ao amin’ny kaominina […]

TARATRY ny KANTO

Miantso ireo manan-talenta ao Antsirabe ny « Fest’Iray », na ny « Festival de l’écologie ». Hisy ny « casting » hitiliana ireo mpanakanto handray anjara, izay hotontosaina ny 21 sy 22 jona izao, ao amin’ny Alliance Française Antsirabe. Misokatra ho an’ireo mpanao mozika, vakodrazana, sary hosodoko, dihy, sns, izany. Nivoaka ny datin’ny « Manal’Azy vita bacc ». […]