21 jona, tahaka ny fanao isan-taona. Handray anjara amin’ny hetsika hanamarihana ny « Fetin’ny mozika » ny etsy amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM). Hiavaka tanteraka ny amin’ity taona ity, satria, omena ny vehivavy ny sehatra. Ao ny mpihira, mpitendry zavamaneno, mpanao slam, mpamoron-kira… Hanomboka amin’ny 4 ora tolakandro, etsy Analakely foiben’ny […]
Mois : juin 2025
Festival Dôlabe : « Te hampahafantatra an’i Sofia izahay », hoy i Dadi Love
Vao miteny hoe « Dôlabe », dia miaraka amin’izay ny anaran’i Dadi Love. Nataony indrindra hampahafantarana ny Faritra Sofia, indrindra ny lafiny kolontsaina ity hetsika ity. Hiakatra kokoa ny lentany amin’ny andiany fahatelo. Manana ny « Sômaroho i Wawa any Nosy Be. Nanao ny « Triatria » i Big MJ any Antalaha. Fa efa hiditra […]
FANTINA sy FINTINA
Hanendry filohan’ny delegasionina manokana (PDS) maromaro ny fanjakana, araka ny nambaran’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina, afakomaly, tetsy Anosikely. “Efa misy anarana maromaro eo anivon’ny minisitera fa miandry ny fanendrena”, hoy izy nanoloana ireo loholona. Hisy hetsika sy seho maromaro eto Antananarivo sy ny manodidina […]
Fitsarana momba ny kaonty: “Mba ho araka ny filana ny fandaniam-bola”
“Heverina fa anisan’ny fanamby ho an’ny firenena, raha mifototra amin’ny zavatra efa vitanay izahay. Eo amin’ny fametrahana ny hoe laharam-pahamehana amin’izay tena ilain’ny vahoaka izay. Izay no heveriko hoe mila jerena sy mila fanovana”. Io ny fanazavan’ny filohan’ny fitsarana momba ny kaonty, Rakotondramihamina Jean de Dieu, tamin’ny mpanao gazety teny […]
Mila fiovana
Raha atao indray mijery, toa tsy mba misy zavatra miabo mihitsy miseho eto Madagasikara. Maro ny toe-javamisy maloto toy ny faty olona, fandrobana, aretina, sns. Raha ho an’ny olona ambany moraly, toa tsy misy fanantenana intsony ny ho avy. Tena hoe efa mikororoso ambany sy mena avokoa ny famantarana. […]




