Hotanterahina mandritra ny dimy andro, ny 20 ka hatramin’ny 24 aogositra, ao Ambositra, ny Foara Ambalasira. «Mikendry ny hampiroborobo ny otrikarena ara-kolontsaina, ny asa tanana , ny fambolena sy fiompiana, ny jono, sns ao amin’ny faritra Amoron’i Mania ny Foara Ambalasira », hoy ny fanazavan’ny filohan’ny Coopérative des experts associés […]
Mois : août 2025
Masina ny aina
Somary nangingina ny mahakasika ilay resaka Ambohimalaza tato ho ato. Nivadika ho raharaham-panjakana rahateo izany tranga nahafatesana olona 33 izany. Ampy nanaovan’ny fianakaviana fisaonana rahateo ny fampidirana vonjimaika am-ponja ilay tompom-pety sy ny reniny. Niampy ireo mpiray tsikombakomba mivantana na ankolaka. Mainka nampiakatra ny moralin’izy ireo ny fandraisana manokana ny […]
Sainte Marie: Mamokatra saribao ekolojika ny vehivavy
Voalohany tamin’ny fifaninanana tanàna madio indrindra ny fokontany Ambatorao, any Sainte Marie. Nisitraka fiofanana sy fitaovana ny fikambanam-behivavy. Nikarakara izany ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), nandritra ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana (JME), ny 2 hatramin’ny 5 jona lasa teo. Nahazo fampiofanana sy […]




