Mois : octobre 2025

Fitakian’ny Gen Z : Nofehezin’ny mpitandro filaminana ny hetsika

Nifarana tamin’ny tora-bato nataon’ny mpitokona sy fanapariahana baomba mandatsa-dranomaso ny hetsika nataon’ny Gen Z, omaly. Olona efatra naratra ka mpanao gazety ny iray. Ravan’ny zandary hatrany ny hetsika nataon’ireo mpitokona Gen Z notarihin’ireo solombavambahoaka sasantsasany, mpanohitra fitondrana sy mpanolotsaina eo anivon’ny CUA, ho an’ny omaly. Niainga teny Besarety, Anosy, Ambanidia […]