Mois : novembre 2025
Fanohanana ny tanora: Hamoraina ny tsenan’ny asa
Tafiditra amin’ny vinan’ny minisiteran’ ny Asa, ny fampananan’asa ary ny asam-panjakana, tarihin’ny minisitra Florent Soatiana Bety Léonne, ny momba ny fanataterahana ny politikan’ny governemantan’ ny Fanovana. Ao anatin’izany ny ho fanatsarana ny tsenan’ ny asa ho an’ny tanora. Nomen’ny minisitera tantsoroka ara-teknika ireo tanora ao amin’ny faritra Itasy, ny herinandro […]
Ho hentitra ny minisitera : Vita ny lasi-panofanana ho an’ny fandraisam-bahiny
Efa vita ny lasi-panofanana momba ny fikarakarana lakozia sy nahandro, « serveur barman », « valet » et « femmes de chambre ». Mitohy kosa izany ho an’ny asa fandraisam-bahiny (réceptionniste), hoy ny solontenan’ny IECD eto Madagasikara, Rakotoarivelo Manitra. Nohavaozina ny lasi-panofanana amin’io fiofanana io, amin’ny lenta BTS, araka ny filana sy ny fivoaran’ny tontolon’ny fizahantany […]
VAOVAO TAMBATRA
Hisokatra amin’ny 15 desambra ho avy izao ny fitaterana an-dalamby, « Train urbain ». Tsy hihoatra ny 3 000 Ar ny saran-dalana, mampitohy ny gara Soarano hatrany Ambohimanambola. Tetikasa tohanan’ny Banky iraisam-pirenena. Notsorin’ny minisitry ny Fitaterana, Raharisone Juste, fa finiavana politika no tsy natao, anisan’ny antony tsy nanokafana an’ity zotra ity hatramin’izay. Maherin’ny […]
Fampiroboroboana ny niomerika: Hanome sehatra ny vehivavy ny Maison digitale
Mbola sakana lehibe ho an’ny vehivavy maro ao Toliara ny fidirana amin’ny sehatra niomerika, indrindra fa eny amin’ny fokontany tena sahirana. Antony nahatonga ny Orange solidarité Madagascar, tohanan’ny Fondation Orange, nanao ny fandaharanasa « Maisons digitales pour les femmes » any an-toerana izany, hanohanana ny sehatrasa sy ny fidiram-bolan’ny mponina. Tanjona ny […]




