Mbola mahaliana ny ankamaroan’ny tanora eo anelanelan’ny 18 ka hatramin’ny 30 taona ny sehatrasa momba ny fambolena sy fiompiana, raha ny vokatry ny fanadihadiana nataon’ny Office national de l’emploi et de la formation (Onef). Nivoitra tao anatin’ izany fa nisafidy ny seha-pihariana voalohany avokoa ny 17,9% amin’ireo tanora 307 nanontaniana. […]
Mois : novembre 2025
Tetikasa Produir : Fotodrafitrasa maro notokanana
Vita ny fananganana tanàna vaovao faharoa, ahitana fotodrafitrasa maro. Eo koa ny fanamafisana ny fefilohan’Ikopa, mirefy 3,5 km. Mitohy ny asa fanajariana ataon’ny tetikasa Produir. Notokanan’ny minisitry ny Fanajariana ny tany sy ny raharahan-tany (MFTR), ny jeneraly Lylison René de Rolland sy ny solombavabahoaka ary ny ben’ny Tanàna CUA, ny […]
Bodybuilding maneran-tany: Notolorana mari-boninahitra ny tompondaka
Tsy navelan’ny fanjakana handalo fotsiny ny nandrombahan’ny Malagasy atleta ny tompondaka maneran-tany teo amin’ny taranja bodybuilding. Noraisin’ny filoham-panjakana, ny kolonely Randrianirina Michaël, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ireo atleta nitondra avo ny voninahi-pirenena. Notolorana mari-boninahitra Rakotomandimby Rado, izay voahosotra ho tompondaka maneran-tany teo amin’ny sokajy bodybuilding latsaky ny 80kg. Teo koa […]
H.D.A-Com/Nat.Unesco : Saba-droa lela ny fampiasana ny finday…
Nifarana omaly, ilay tetikasa momba ny fampiasana ny finday sy ny tambajotran-tserasera araka ny tokony ho izy, ho an’ny tanora. Notanterahin’ny ONG Human Development Action (H.D.A) sy ny fandraisan’anjaran’ny Vaomieram-pirenena malagasy Unesco (Com/Nat) izy ity. Lohahevitra telo lehibe no nofakafakaina sy nisintonana hevi-dehibe maro. Teo ny fitondran-tena manoloana ny fampiasana ny […]
Rugby – “XXL Top 12”: Hanohitra ny Cosfa (Bebaoty) ny USA (Tapany maitso)
Hitohy etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka ny andro fahadimy amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, “XXL Top 12”. Fihaonana telo no voalahatra amin’izany. Anisann’ny andrasan’ny rehetra ny an’ny USA Ankadifotsy (Tapany maitso) sy ny Cosfa (Bebaoty). Hanala vela, amin’ ity, ry zareo Ankady. Hiavaka kely izany satria anisan’ny […]




